diff --git a/11/24.txt b/11/24.txt index 71993fa..cad6996 100644 --- a/11/24.txt +++ b/11/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 \v 25 \v 26 Avy amin'ny alalan'reo Jiosy no nandraisako "Taroka efapolo latsaka raika" indimy. Intelo za no notarôna tamin'ny kakazo. Indray za no notoraham-bato. Intelo za no vaky sambo. Nandany ray alina sy ray andro taigny an-dranomasina za. Nande matetika za, tamin'ny lozan'ny ony, tamin'ny lozan'reo mpandroba, tamin'ny lozan'ny ôloko magnokana, tamin'ny lozan'reo Jeltilisa, tamin'ny loza taigny amin'ny tanàna, tamin'ny loza taigny agn'efitra, tamin'ny loza taigny an-dranomasina, tamin'ny loza avy am'reo ralahy sandoka. \ No newline at end of file +\v 24 Avy amin'ny alalan'reo Jiosy no nandraisako "Taroka efapolo latsaka raika" indimy. \v 25 Intelo za no notarôna tamin'ny kakazo. Indray za no notoraham-bato. Intelo za no vaky sambo. Nandany ray alina sy ray andro taigny an-dranomasina za. \v 26 Nande matetika za, tamin'ny lozan'ny ony, tamin'ny lozan'reo mpandroba, tamin'ny lozan'ny ôloko magnokana, tamin'ny lozan'reo Jeltilisa, tamin'ny loza taigny amin'ny tanàna, tamin'ny loza taigny agn'efitra, tamin'ny loza taigny an-dranomasina, tamin'ny loza avy am'reo ralahy sandoka. \ No newline at end of file diff --git a/11/27.txt b/11/27.txt index fe6ed8f..c3f820f 100644 --- a/11/27.txt +++ b/11/27.txt @@ -1 +1 @@ -\v 27 \v 28 \v 29 Efa tamin'ny asa mafy sy ra sarotra za, tamin'ny alina tsisy torimaso, tamin'ny silaona sy hetaheta, tamin'ny fifaden-kanina matetika, tamin'ny hatseka sy fiboridanana. Ankôtran'ny ra hafa, misy tsindry isan'andro aminà nohon'ny fagnahiko amin'ny fiangonana daôly. Iza no malemy, ka tsy malemy za? Iza no manafitohina, ka tsy mirehitra za? \ No newline at end of file +\v 27 Efa tamin'ny asa mafy sy ra sarotra za, tamin'ny alina tsisy torimaso, tamin'ny silaona sy hetaheta, tamin'ny fifaden-kanina matetika, tamin'ny hatseka sy fiboridanana. \v 28 Ankôtran'ny ra hafa, misy tsindry isan'andro aminà nohon'ny fagnahiko amin'ny fiangonana daôly. \v 29 Iza no malemy, ka tsy malemy za? Iza no manafitohina, ka tsy mirehitra za? \ No newline at end of file diff --git a/11/30.txt b/11/30.txt index cfe9b95..ca9f5b3 100644 --- a/11/30.txt +++ b/11/30.txt @@ -1 +1 @@ -\v 30 \v 31 Raha tsy maintsy mirehareha za, de hirehareha momba ze maneho reo fahalemeko. Le Andriamanitra sy Rain'i Tompo Jesosy, le raika ze deraina mandrakizay, de mafantatra fa tsy mandainga za! \ No newline at end of file +\v 30 Raha tsy maintsy mirehareha za, de hirehareha momba ze maneho reo fahalemeko. \v 31 Le Andriamanitra sy Rain'i Tompo Jesosy, le raika ze deraina mandrakizay, de mafantatra fa tsy mandainga za! \ No newline at end of file diff --git a/11/32.txt b/11/32.txt index 703ed7d..868383c 100644 --- a/11/32.txt +++ b/11/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 \v 33 Taigny Damaskosy, ny governora ambanin'i Areta mpanjaka de niambina ny tanànan'i Damaskosy mbô hisambotra anà. Fa nampidignina tamin'ny sobika takeo amin'ny varavaran-kely raika teo amin'ny manda za, ka de nandositra ny tagnany. \ No newline at end of file +\v 32 Taigny Damaskosy, ny governora ambanin'i Areta mpanjaka de niambina ny tanànan'i Damaskosy mbô hisambotra anà. \v 33 Fa nampidignina tamin'ny sobika takeo amin'ny varavaran-kely raika teo amin'ny manda za, ka de nandositra ny tagnany. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 7344dd4..9114add 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -141,6 +141,11 @@ "11-16", "11-19", "11-22", + "11-24", + "11-27", + "11-30", + "11-32", + "12-title", "12-01", "12-03", "12-06",