Mon Jun 08 2020 18:12:28 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 18:12:28 +03:00
parent dbdc1734de
commit 00bec9dfa4
5 changed files with 10 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 Rafa nieritreritra ôtran'zany za, nisalasala ma za? Nagnomagna reo ra reo araka ny nofo ma za, mbô itinenako "Yôny, yôny" sy "Tsia, tsia" amin'ny fotôna raika iany? Fa satria Andriamanitra de mahatoky, tsikana de tsy afaka ny hitare na "Yôny" na "Tsia."
\v 17 Rafa nieritreritra ôtran'zany za, nisalasala ma za? Nagnomagna reo ra reo araka ny nofo ma za, mbô itinenako "Yôny, yôny" sy "Tsia, tsia" amin'ny fotôna raika iany? \v 18 Fa satria Andriamanitra de mahatoky, tsikana de tsy afaka ny hitare na "Yôny" na "Tsia."

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 Fa ny Zanak'Andriamanitra, Jesosy Kristy, ze nitorian'i Sylvanosy, Timoty ary za taminareo, de tsy "Yôny" na "Tsia." Fa Izy de nitare fôgna hoe "Yôny". Satria ny fampanantenan'Andriamanitra daôly de "Yôny" avokoa akao amin'Azy. Ka amin'ny alalany kô tsikana de hitare hoe "Amena" ho an'ny voninahitr'Andriamanitra.
\v 19 Fa ny Zanak'Andriamanitra, Jesosy Kristy, ze nitorian'i Sylvanosy, Timoty ary za taminareo, de tsy "Yôny" na "Tsia." Fa Izy de nitare fôgna hoe "Yôny". \v 20 Satria ny fampanantenan'Andriamanitra daôly de "Yôny" avokoa akao amin'Azy. Ka amin'ny alalany kô tsikana de hitare hoe "Amena" ho an'ny voninahitr'Andriamanitra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 \v 22 Ary Andriamanitra ze magnamafy an'nay aminareo akao amin'i Kristy, ary Izy no nagniraka antsikana. Izy de nagnisy tombo-kase tamintsikana ary nagnome ny Fanahy ho akao am-pontsikana ho antok'ze mbôla ho ameny antsikana akao afara.
\v 21 Ary Andriamanitra ze magnamafy an'nay aminareo akao amin'i Kristy, ary Izy no nagniraka antsikana. \v 22 Izy de nagnisy tombo-kase tamintsikana ary nagnome ny Fanahy ho akao am-pontsikana ho antok'ze mbôla ho ameny antsikana akao afara.

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 24 Fa nagnantso an'Andriamanitra za, hijoro vavolombelona ho anà ze antony tsy natongavako tao Korinto mbô hamindrako fo aminareo. Zany de tsy sagnatre noho zahay magnezaka ny mamehy ze tokony ho finoanareo. Fa kosa, zahay de miara-miasa aminareo amin'ny fifalenareo, satria anareo mitsangana akao amin'ny finoanareo.
\v 23 Fa nagnantso an'Andriamanitra za, hijoro vavolombelona ho anà ze antony tsy natongavako tao Korinto mbô hamindrako fo aminareo. \v 24 Zany de tsy sagnatre noho zahay magnezaka ny mamehy ze tokony ho finoanareo. Fa kosa, zahay de miara-miasa aminareo amin'ny fifalenareo, satria anareo mitsangana akao amin'ny finoanareo.

View File

@ -47,6 +47,12 @@
"01-08",
"01-11",
"01-12",
"01-15",
"01-17",
"01-19",
"01-21",
"01-23",
"02-title",
"02-01",
"02-03",
"02-05",