Mon Jun 08 2020 18:10:28 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 18:10:29 +03:00
parent 04d0e03995
commit dbdc1734de
4 changed files with 6 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 10 Fa tsy tenay anareo tsy afantatra, ry ralahy, ny am'reo ôla nanjo an'nay taigny Asia. Zahay de novesarina tanteraka mihôtran'ze tokony ho zakanay, betsaka lôtra ka tsy nagnantegna ny hiaigna ela tsony zahay. \v 9 Takeo aminay tokoa ny fanamelôhana ho faty. Fa zany no nahatonga an'nay tsy hametraka ny tokinay akeo amin'ny tegnanay iany, fa kosa amin'Andriamanitra ze mampitsangana ny maty. Nagnavotra an'nay tamin'ny loza mafaty salan'ny zany Izy, ary mbôla hagnavotra ndre. Zahay de nametraka ny tokinay tamin'azy fa mbôla hagnafaka an'nay ndre Izy.
\v 8 Fa tsy tenay anareo tsy afantatra, ry ralahy, ny am'reo ôla nanjo an'nay taigny Asia. Zahay de novesarina tanteraka mihôtran'ze tokony ho zakanay, betsaka lôtra ka tsy nagnantegna ny hiaigna ela tsony zahay. \v 9 Takeo aminay tokoa ny fanamelôhana ho faty. Fa zany no nahatonga an'nay tsy hametraka ny tokinay akeo amin'ny tegnanay iany, fa kosa amin'Andriamanitra ze mampitsangana ny maty. \v 10 Nagnavotra an'nay tamin'ny loza mafaty salan'ny zany Izy, ary mbôla hagnavotra ndre. Zahay de nametraka ny tokinay tamin'azy fa mbôla hagnafaka an'nay ndre Izy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Zahay de mirehareha am'zao: fijoroana vavolombelona ny amin'ny feon'ny fieritreretanay. Fa tamin'ny fikasana madio sy fatsoram-po ze avy amin'Andriamanitra ze nitondranay ny tegnanay akao am'zao tontolo zao. Zahay de navita zany daôly zany ary ny ankabeazany niaraka taminareo - tsy tamin'ny faendren'zao tontolo zao, fa tamin'ny fahasoavan'Andriamanitra. Zahay de tsy nagnoratra ra tsy ho vôvaky na ho azonareo. Za de magnantegna fa, satria anareo nahazo ny momba an'nay amin'ny ampahany, zahay de ho anton'ny reharehanareo amin'ny andron'ny Tompontsikana Jesosy, salan'ny nareo ho antony hireharehanay.
\v 12 Zahay de mirehareha am'zao: fijoroana vavolombelona ny amin'ny feon'ny fieritreretanay. Fa tamin'ny fikasana madio sy fatsoram-po ze avy amin'Andriamanitra ze nitondranay ny tegnanay akao am'zao tontolo zao. Zahay de navita zany daôly zany ary ny ankabeazany niaraka taminareo - tsy tamin'ny faendren'zao tontolo zao, fa tamin'ny fahasoavan'Andriamanitra. \v 13 Zahay de tsy nagnoratra ra tsy ho vôvaky na ho azonareo. Za de magnantegna fa, \v 14 satria anareo nahazo ny momba an'nay amin'ny ampahany, zahay de ho anton'ny reharehanareo amin'ny andron'ny Tompontsikana Jesosy, salan'ny nareo ho antony hireharehanay.

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 Satria natoky ny momba an'zany za, de te ho aikaigny aminareo alô, mbô hafahanareo mahazo tombony amin'ny fitsidihana roey. Niomagna ny hitsidika an'nareo rafa taigny amin'ny lalako ho aigny Makedonia za. Ary avekeo de mbôla magniry ny hitsidika an'nareo ndre za tamin'ny deko avy aigny Makedonia, ary ny mbô hanateranareo anà teny amin'ny alalako ho aigny Jodia avekeo.
\v 15 Satria natoky ny momba an'zany za, de te ho aikaigny aminareo alô, mbô hafahanareo mahazo tombony amin'ny fitsidihana roey. \v 16 Niomagna ny hitsidika an'nareo rafa taigny amin'ny lalako ho aigny Makedonia za. Ary avekeo de mbôla magniry ny hitsidika an'nareo ndre za tamin'ny deko avy aigny Makedonia, ary ny mbô hanateranareo anà teny amin'ny alalako ho aigny Jodia avekeo.

View File

@ -44,6 +44,9 @@
"01-01",
"01-03",
"01-05",
"01-08",
"01-11",
"01-12",
"02-01",
"02-03",
"02-05",