diff --git a/01/17.txt b/01/17.txt index b92853c..1ddf8ec 100644 --- a/01/17.txt +++ b/01/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 Rafa nieritreritra ôtran'zany za, nisalasala ma za? Nagnomagna reo ra reo araka ny nofo ma za, mbô itinenako "Yôny, yôny" sy "Tsia, tsia" amin'ny fotôna raika iany? Fa satria Andriamanitra de mahatoky, tsikana de tsy afaka ny hitare na "Yôny" na "Tsia." \ No newline at end of file +\v 17 Rafa nieritreritra ôtran'zany za, nisalasala ma za? Nagnomagna reo ra reo araka ny nofo ma za, mbô itinenako "Yôny, yôny" sy "Tsia, tsia" amin'ny fotôna raika iany? \v 18 Fa satria Andriamanitra de mahatoky, tsikana de tsy afaka ny hitare na "Yôny" na "Tsia." \ No newline at end of file diff --git a/01/19.txt b/01/19.txt index 9a23912..b085990 100644 --- a/01/19.txt +++ b/01/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 Fa ny Zanak'Andriamanitra, Jesosy Kristy, ze nitorian'i Sylvanosy, Timoty ary za taminareo, de tsy "Yôny" na "Tsia." Fa Izy de nitare fôgna hoe "Yôny". Satria ny fampanantenan'Andriamanitra daôly de "Yôny" avokoa akao amin'Azy. Ka amin'ny alalany kô tsikana de hitare hoe "Amena" ho an'ny voninahitr'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 19 Fa ny Zanak'Andriamanitra, Jesosy Kristy, ze nitorian'i Sylvanosy, Timoty ary za taminareo, de tsy "Yôny" na "Tsia." Fa Izy de nitare fôgna hoe "Yôny". \v 20 Satria ny fampanantenan'Andriamanitra daôly de "Yôny" avokoa akao amin'Azy. Ka amin'ny alalany kô tsikana de hitare hoe "Amena" ho an'ny voninahitr'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/01/21.txt b/01/21.txt index c3bbb62..e8f7ec7 100644 --- a/01/21.txt +++ b/01/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 Ary Andriamanitra ze magnamafy an'nay aminareo akao amin'i Kristy, ary Izy no nagniraka antsikana. Izy de nagnisy tombo-kase tamintsikana ary nagnome ny Fanahy ho akao am-pontsikana ho antok'ze mbôla ho ameny antsikana akao afara. \ No newline at end of file +\v 21 Ary Andriamanitra ze magnamafy an'nay aminareo akao amin'i Kristy, ary Izy no nagniraka antsikana. \v 22 Izy de nagnisy tombo-kase tamintsikana ary nagnome ny Fanahy ho akao am-pontsikana ho antok'ze mbôla ho ameny antsikana akao afara. \ No newline at end of file diff --git a/01/23.txt b/01/23.txt index fdf5a20..b4063bd 100644 --- a/01/23.txt +++ b/01/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 \v 24 Fa nagnantso an'Andriamanitra za, hijoro vavolombelona ho anà ze antony tsy natongavako tao Korinto mbô hamindrako fo aminareo. Zany de tsy sagnatre noho zahay magnezaka ny mamehy ze tokony ho finoanareo. Fa kosa, zahay de miara-miasa aminareo amin'ny fifalenareo, satria anareo mitsangana akao amin'ny finoanareo. \ No newline at end of file +\v 23 Fa nagnantso an'Andriamanitra za, hijoro vavolombelona ho anà ze antony tsy natongavako tao Korinto mbô hamindrako fo aminareo. \v 24 Zany de tsy sagnatre noho zahay magnezaka ny mamehy ze tokony ho finoanareo. Fa kosa, zahay de miara-miasa aminareo amin'ny fifalenareo, satria anareo mitsangana akao amin'ny finoanareo. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 8641ebd..ac704c0 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -47,6 +47,12 @@ "01-08", "01-11", "01-12", + "01-15", + "01-17", + "01-19", + "01-21", + "01-23", + "02-title", "02-01", "02-03", "02-05",