auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 16:59:58 +08:00 committed by root
parent 8c0942c441
commit a954d4c2ad
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 \v 10 Noho zany, de teko ny leila mba hivavaka sy hanandra-tagnana masina tsy n'aiza n'aiza tsy amika-sosena na amin'ny fifandirana. Ary sala am'zany kô, ny vevavy mba hekanjo akanjo mendrika ny tegnany, amin'ny fahamôntinana sy ny fifehezan-tegna. Tsy tokony hirandram-bolo na akanjo lafo vidy. Teko zareo mba hekanjo am'ze mety am'reo vevavy ze mampiseho ny toe-pagna araka an'Andriamanitra amin'ny asa tsara daôly.
\v 8 Noho zany, de teko ny leila mba hivavaka sy hanandra-tagnana masina tsy n'aiza n'aiza tsy amika-sosena na amin'ny fifandirana. \v 9 Ary sala am'zany kô, ny vevavy mba hekanjo akanjo mendrika ny tegnany, amin'ny fahamôntinana sy ny fifehezan-tegna. Tsy tokony hirandram-bolo na akanjo lafo vidy.\v 10 Teko zareo mba hekanjo am'ze mety am'reo vevavy ze mampiseho ny toe-pagna araka an'Andriamanitra amin'ny asa tsara daôly.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Ny vevavy de tokony hianatra ami-pahanginana ary hagneiky tanteraka. Tsy avelako hampianatra ny vevavy na hampihatra fahefana amin'ny leila, fa hijanona akeo agnaty fahanginana.
\v 11 Ny vevavy de tokony hianatra ami-pahanginana ary hagneiky tanteraka. \v 12 Tsy avelako hampianatra ny vevavy na hampihatra fahefana amin'ny leila, fa hijanona akeo agnaty fahanginana.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Fa Adama no noforonina vôlôny, zany vô Eva. Adama de tsy vôfitaka, fa ny vevavy no vôfitaka tanteraka tamin'ny fandikan-dalàna. Na izany aza, de hovonjena izy amin'ny fiterahan-jaza, raha maharitra amin'ny finona sy ny fitiavana ary ny fahamasinana miaraka amin'ny fahononan-tegna.
\v 13 Fa Adama no noforonina vôlôny, zany vô Eva. \v 14 Adama de tsy vôfitaka, fa ny vevavy no vôfitaka tanteraka tamin'ny fandikan-dalàna. \v 15 Na izany aza, de hovonjena izy amin'ny fiterahan-jaza, raha maharitra amin'ny finona sy ny fitiavana ary ny fahamasinana miaraka amin'ny fahononan-tegna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Am'zao fotôna zao de mitare mazavatsara ny Fagna fa amin'ny fotôna aigny afara aigny de hiala amin'ny finôna ny ôla sasagny ary mitandrema tsara am'reo fagna mamitaka sa ny fampenaran'ny demonia, amin'ny fetsarambelatsin'ny mpandainga. Fa vômarika amin'ny vy mamay ny feon'ny feritreretan'jareo.
\v 1 Am'zao fotôna zao de mitare mazavatsara ny Fagna fa amin'ny fotôna aigny afara aigny de hiala amin'ny finôna ny ôla sasagny ary mitandrema tsara am'reo fagna mamitaka sa ny fampenaran'ny demonia, \v 2 amin'ny fetsarambelatsin'ny mpandainga. Fa vômarika amin'ny vy mamay ny feon'ny feritreretan'jareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Ho raràn'jareo ny manambady sy ny mandray reo ahanina ze noforonin'Andriamanitra ho zaraigna miaraka amin'ny fisaorana akeo am'reo ze mino sy ze mafantatra ny marina. Fa ny ra daôly ze noforonin'Andriamanitra de tsara. Tsisy ho lavina ny ra noraisintsika tamim-pisôrana. Fa namasinina tamin'ny tenin'Andriamanitra sy ny vavaka zany.
\v 3 Ho raràn'jareo ny manambady sy ny mandray reo ahanina ze noforonin'Andriamanitra ho zaraigna miaraka amin'ny fisaorana akeo am'reo ze mino sy ze mafantatra ny marina. \v 4 Fa ny ra daôly ze noforonin'Andriamanitra de tsara. Tsisy ho lavina ny ra noraisintsika tamim-pisôrana. \v 5 Fa namasinina tamin'ny tenin'Andriamanitra sy ny vavaka zany.