plt-x-sihanaka_1ti_text_reg/04/03.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 3 Ho raràn'jareo ny manambady sy ny mandray reo ahanina ze noforonin'Andriamanitra ho zaraigna miaraka amin'ny fisaorana akeo am'reo ze mino sy ze mafantatra ny marina. \v 4 Fa ny ra daôly ze noforonin'Andriamanitra de tsara. Tsisy ho lavina ny ra noraisintsika tamim-pisôrana. \v 5 Fa namasinina tamin'ny tenin'Andriamanitra sy ny vavaka zany.