From a954d4c2ad6eeffe2ded2a7f83285ceb31d138ab Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 16:59:58 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 02/08.txt | 2 +- 02/11.txt | 2 +- 02/13.txt | 2 +- 04/01.txt | 2 +- 04/03.txt | 2 +- 5 files changed, 5 insertions(+), 5 deletions(-) diff --git a/02/08.txt b/02/08.txt index fb6d100..bd4ffb7 100644 --- a/02/08.txt +++ b/02/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 \v 10 Noho zany, de teko ny leila mba hivavaka sy hanandra-tagnana masina tsy n'aiza n'aiza tsy amika-sosena na amin'ny fifandirana. Ary sala am'zany kô, ny vevavy mba hekanjo akanjo mendrika ny tegnany, amin'ny fahamôntinana sy ny fifehezan-tegna. Tsy tokony hirandram-bolo na akanjo lafo vidy. Teko zareo mba hekanjo am'ze mety am'reo vevavy ze mampiseho ny toe-pagna araka an'Andriamanitra amin'ny asa tsara daôly. \ No newline at end of file +\v 8 Noho zany, de teko ny leila mba hivavaka sy hanandra-tagnana masina tsy n'aiza n'aiza tsy amika-sosena na amin'ny fifandirana. \v 9 Ary sala am'zany kô, ny vevavy mba hekanjo akanjo mendrika ny tegnany, amin'ny fahamôntinana sy ny fifehezan-tegna. Tsy tokony hirandram-bolo na akanjo lafo vidy.\v 10 Teko zareo mba hekanjo am'ze mety am'reo vevavy ze mampiseho ny toe-pagna araka an'Andriamanitra amin'ny asa tsara daôly. \ No newline at end of file diff --git a/02/11.txt b/02/11.txt index 820bc0a..9a9306c 100644 --- a/02/11.txt +++ b/02/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Ny vevavy de tokony hianatra ami-pahanginana ary hagneiky tanteraka. Tsy avelako hampianatra ny vevavy na hampihatra fahefana amin'ny leila, fa hijanona akeo agnaty fahanginana. \ No newline at end of file +\v 11 Ny vevavy de tokony hianatra ami-pahanginana ary hagneiky tanteraka. \v 12 Tsy avelako hampianatra ny vevavy na hampihatra fahefana amin'ny leila, fa hijanona akeo agnaty fahanginana. \ No newline at end of file diff --git a/02/13.txt b/02/13.txt index b88f8b6..4cb6cd5 100644 --- a/02/13.txt +++ b/02/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 Fa Adama no noforonina vôlôny, zany vô Eva. Adama de tsy vôfitaka, fa ny vevavy no vôfitaka tanteraka tamin'ny fandikan-dalàna. Na izany aza, de hovonjena izy amin'ny fiterahan-jaza, raha maharitra amin'ny finona sy ny fitiavana ary ny fahamasinana miaraka amin'ny fahononan-tegna. \ No newline at end of file +\v 13 Fa Adama no noforonina vôlôny, zany vô Eva. \v 14 Adama de tsy vôfitaka, fa ny vevavy no vôfitaka tanteraka tamin'ny fandikan-dalàna. \v 15 Na izany aza, de hovonjena izy amin'ny fiterahan-jaza, raha maharitra amin'ny finona sy ny fitiavana ary ny fahamasinana miaraka amin'ny fahononan-tegna. \ No newline at end of file diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index 9c46aef..3092d3d 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Am'zao fotôna zao de mitare mazavatsara ny Fagna fa amin'ny fotôna aigny afara aigny de hiala amin'ny finôna ny ôla sasagny ary mitandrema tsara am'reo fagna mamitaka sa ny fampenaran'ny demonia, amin'ny fetsarambelatsin'ny mpandainga. Fa vômarika amin'ny vy mamay ny feon'ny feritreretan'jareo. \ No newline at end of file +\v 1 Am'zao fotôna zao de mitare mazavatsara ny Fagna fa amin'ny fotôna aigny afara aigny de hiala amin'ny finôna ny ôla sasagny ary mitandrema tsara am'reo fagna mamitaka sa ny fampenaran'ny demonia, \v 2 amin'ny fetsarambelatsin'ny mpandainga. Fa vômarika amin'ny vy mamay ny feon'ny feritreretan'jareo. \ No newline at end of file diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt index 5fbc256..9111b7f 100644 --- a/04/03.txt +++ b/04/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 \v 5 Ho raràn'jareo ny manambady sy ny mandray reo ahanina ze noforonin'Andriamanitra ho zaraigna miaraka amin'ny fisaorana akeo am'reo ze mino sy ze mafantatra ny marina. Fa ny ra daôly ze noforonin'Andriamanitra de tsara. Tsisy ho lavina ny ra noraisintsika tamim-pisôrana. Fa namasinina tamin'ny tenin'Andriamanitra sy ny vavaka zany. \ No newline at end of file +\v 3 Ho raràn'jareo ny manambady sy ny mandray reo ahanina ze noforonin'Andriamanitra ho zaraigna miaraka amin'ny fisaorana akeo am'reo ze mino sy ze mafantatra ny marina. \v 4 Fa ny ra daôly ze noforonin'Andriamanitra de tsara. Tsisy ho lavina ny ra noraisintsika tamim-pisôrana. \v 5 Fa namasinina tamin'ny tenin'Andriamanitra sy ny vavaka zany. \ No newline at end of file