Mon Jun 08 2020 19:00:18 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 19:00:19 +03:00
parent 9c659e6ddb
commit 81a24d756b
6 changed files with 10 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 16 Noho zany de teko hagnambady reo vevavy mbôla tanora, hiteraka, hikarakara tokantragno, mbô tsy afahany magnome irika ny favalo hiampanga an'nay ho nagnano ratsy. \v 15 Fa ny sasagny efa nivily sahady hagnaraka an'i Satana. Raha misy vevavy mino managna mpitondrategna, ôka izy hagnampy an-jareo, mbô tsy hagnavesatra ny fiangonana, mbô afahany magnampy reo tegna mpitondrategna marina.
\v 14 Noho zany de teko hagnambady reo vevavy mbôla tanora, hiteraka, hikarakara tokantragno, mbô tsy afahany magnome irika ny favalo hiampanga an'nay ho nagnano ratsy. \v 15 Fa ny sasagny efa nivily sahady hagnaraka an'i Satana. \v 16 Raha misy vevavy mino managna mpitondrategna, ôka izy hagnampy an-jareo, mbô tsy hagnavesatra ny fiangonana, mbô afahany magnampy reo tegna mpitondrategna marina.

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 Ôka reo lôholona ze magnapaka tsara mbô ho raisina ho mendri-boninatra avo roa heny, ndrindra reo ze miasa miaraka amin'ny teny sy amin'ny fampenarana. Fa ozy ny Soratra Masina hoe: "Tsy tokony hagnisy fehiny ny vavan'ny ny omby anao raha mbôla mively voa izy." ary kô: "Ny mpiasa de mendrika ny karamany."
\v 17 Ôka reo lôholona ze magnapaka tsara mbô ho raisina ho mendri-boninatra avo roa heny, ndrindra reo ze miasa miaraka amin'ny teny sy amin'ny fampenarana. \v 18 Fa ozy ny Soratra Masina hoe: "Tsy tokony hagnisy fehiny ny vavan'ny ny omby anao raha mbôla mively voa izy." ary kô: "Ny mpiasa de mendrika ny karamany."

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 Aza mandray fempangana magnohitra ny lôholona raika raha tsisy vavolombelona roey na telo. Ahitsio akeo agnatrehan'ny daôly reo mpagnota mbô hatatra ny ambiny hafa.
\v 19 Aza mandray fempangana magnohitra ny lôholona raika raha tsisy vavolombelona roey na telo. \v 20 Ahitsio akeo agnatrehan'ny daôly reo mpagnota mbô hatatra ny ambiny hafa.

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 \v 22 Mandidy an'nao mafy za akeo agnatrehan'Andriamanitra sy akeo agnatrehan'i Kristy Jesosyary reo anjely vôfidy, mbô hitazonanao an'reo didy reo tsisy fitsaratsarana ary mbô tsy hagnanôvanao na ino na ino amin'ny fiandaniana. Aza maimaika mametra-tagnana amin'iza n'iza. Aza mirao akao amin'ny fahotan'ny ôlon-kafa. Tokony hitàna ny tegnanao hadio anao.
\v 21 Mandidy an'nao mafy za akeo agnatrehan'Andriamanitra sy akeo agnatrehan'i Kristy Jesosyary reo anjely vôfidy, mbô hitazonanao an'reo didy reo tsisy fitsaratsarana ary mbô tsy hagnanôvanao na ino na ino amin'ny fiandaniana. \v 22 Aza maimaika mametra-tagnana amin'iza n'iza. Aza mirao akao amin'ny fahotan'ny ôlon-kafa. Tokony hitàna ny tegnanao hadio anao.

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 24 \v 25 Tokony tsy hisotro rano tsony anao. Fa kosa, tokony handray divay kely anao ho an'ny vavony sy reo aretinao mateti-pitranga. Ny fahotan'reo ôla sasagny de fantatra miharihary, ary zareo de mande alôhan'reo akao amin'ny fitsarana. Fa ny ota sasagny magnaraka avy aty afara. Ôtran'zany fôgna kô, misy asa tsara fantatra miharihary, saingy reo sasagny aza de tsy azo asitrika.
\v 23 Tokony tsy hisotro rano tsony anao. Fa kosa, tokony handray divay kely anao ho an'ny vavony sy reo aretinao mateti-pitranga. \v 24 Ny fahotan'reo ôla sasagny de fantatra miharihary, ary zareo de mande alôhan'reo akao amin'ny fitsarana. Fa ny ota sasagny magnaraka avy aty afara. \v 25 Ôtran'zany fôgna kô, misy asa tsara fantatra miharihary, saingy reo sasagny aza de tsy azo asitrika.

View File

@ -76,6 +76,11 @@
"05-07",
"05-09",
"05-11",
"05-14",
"05-17",
"05-19",
"05-21",
"05-23",
"06-01",
"06-03",
"06-06",