Mon Jun 08 2020 18:58:24 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 18:58:25 +03:00
parent db58703d4d
commit 9c659e6ddb
4 changed files with 5 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 Ôka hosoratana ho mpitondrategna ny vevavy ze tsy latsaky ny enimpolo taona, vevavy raika ze vadin'ny leila raika. Tokony ho fantatra noho reo asa tsara izy, na nikarakara reo ankizy, na iany kô nampetragno an'reo mpivahiny, na nagnasa ny tongotr'reo mpino, na nagnamaivagna ny ory, na nagnolo-tegna tamin'ny asa tsara daôly.
\v 9 Ôka hosoratana ho mpitondrategna ny vevavy ze tsy latsaky ny enimpolo taona, vevavy raika ze vadin'ny leila raika. \v 10 Tokony ho fantatra noho reo asa tsara izy, na nikarakara reo ankizy, na iany kô nampetragno an'reo mpivahiny, na nagnasa ny tongotr'reo mpino, na nagnamaivagna ny ory, na nagnolo-tegna tamin'ny asa tsara daôly.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Fa ho an'reo mpitondrategna mbôla tanora kosa, de aza maneky ny hagnoratra an-jareo akao agnaty lisitra. Fa rafa milavo-lefona amin'ny filan'ny nofo hagnohitra an'i Kristy zareo, de te-hagnambady. Am'zany zareo de ahazo fagnamelôhana satria namadika ny fagnoloran-tegnany vôlôny. Ka de lasa zatra kamo kô zareo. Mandende mitety tragno. Tsy hoe lasa kamo fôgnany zareo, fa lasa mpifosa sy mpila ady iany kô. Miteny ra ze tsy tokony ho tinenina zareo.
\v 11 Fa ho an'reo mpitondrategna mbôla tanora kosa, de aza maneky ny hagnoratra an-jareo akao agnaty lisitra. Fa rafa milavo-lefona amin'ny filan'ny nofo hagnohitra an'i Kristy zareo, de te-hagnambady. \v 12 Am'zany zareo de ahazo fagnamelôhana satria namadika ny fagnoloran-tegnany vôlôny. \v 13 Ka de lasa zatra kamo kô zareo. Mandende mitety tragno. Tsy hoe lasa kamo fôgnany zareo, fa lasa mpifosa sy mpila ady iany kô. Miteny ra ze tsy tokony ho tinenina zareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Noho zany de teko hagnambady reo vevavy mbôla tanora, hiteraka, hikarakara tokantragno, mbô tsy afahany magnome irika ny favalo hiampanga an'nay ho nagnano ratsy. Fa ny sasagny efa nivily sahady hagnaraka an'i Satana. Raha misy vevavy mino managna mpitondrategna, ôka izy hagnampy an-jareo, mbô tsy hagnavesatra ny fiangonana, mbô afahany magnampy reo tegna mpitondrategna marina.
\v 14 \v 16 Noho zany de teko hagnambady reo vevavy mbôla tanora, hiteraka, hikarakara tokantragno, mbô tsy afahany magnome irika ny favalo hiampanga an'nay ho nagnano ratsy. \v 15 Fa ny sasagny efa nivily sahady hagnaraka an'i Satana. Raha misy vevavy mino managna mpitondrategna, ôka izy hagnampy an-jareo, mbô tsy hagnavesatra ny fiangonana, mbô afahany magnampy reo tegna mpitondrategna marina.

View File

@ -74,6 +74,8 @@
"05-03",
"05-05",
"05-07",
"05-09",
"05-11",
"06-01",
"06-03",
"06-06",