From 81a24d756bfb4b61b49c7669d036f38336778874 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Mon, 8 Jun 2020 19:00:19 +0300 Subject: [PATCH] Mon Jun 08 2020 19:00:18 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 05/14.txt | 2 +- 05/17.txt | 2 +- 05/19.txt | 2 +- 05/21.txt | 2 +- 05/23.txt | 2 +- manifest.json | 5 +++++ 6 files changed, 10 insertions(+), 5 deletions(-) diff --git a/05/14.txt b/05/14.txt index 192691b..33f949b 100644 --- a/05/14.txt +++ b/05/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 16 Noho zany de teko hagnambady reo vevavy mbôla tanora, hiteraka, hikarakara tokantragno, mbô tsy afahany magnome irika ny favalo hiampanga an'nay ho nagnano ratsy. \v 15 Fa ny sasagny efa nivily sahady hagnaraka an'i Satana. Raha misy vevavy mino managna mpitondrategna, ôka izy hagnampy an-jareo, mbô tsy hagnavesatra ny fiangonana, mbô afahany magnampy reo tegna mpitondrategna marina. \ No newline at end of file +\v 14 Noho zany de teko hagnambady reo vevavy mbôla tanora, hiteraka, hikarakara tokantragno, mbô tsy afahany magnome irika ny favalo hiampanga an'nay ho nagnano ratsy. \v 15 Fa ny sasagny efa nivily sahady hagnaraka an'i Satana. \v 16 Raha misy vevavy mino managna mpitondrategna, ôka izy hagnampy an-jareo, mbô tsy hagnavesatra ny fiangonana, mbô afahany magnampy reo tegna mpitondrategna marina. \ No newline at end of file diff --git a/05/17.txt b/05/17.txt index 47b431d..83d310a 100644 --- a/05/17.txt +++ b/05/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 Ôka reo lôholona ze magnapaka tsara mbô ho raisina ho mendri-boninatra avo roa heny, ndrindra reo ze miasa miaraka amin'ny teny sy amin'ny fampenarana. Fa ozy ny Soratra Masina hoe: "Tsy tokony hagnisy fehiny ny vavan'ny ny omby anao raha mbôla mively voa izy." ary kô: "Ny mpiasa de mendrika ny karamany." \ No newline at end of file +\v 17 Ôka reo lôholona ze magnapaka tsara mbô ho raisina ho mendri-boninatra avo roa heny, ndrindra reo ze miasa miaraka amin'ny teny sy amin'ny fampenarana. \v 18 Fa ozy ny Soratra Masina hoe: "Tsy tokony hagnisy fehiny ny vavan'ny ny omby anao raha mbôla mively voa izy." ary kô: "Ny mpiasa de mendrika ny karamany." \ No newline at end of file diff --git a/05/19.txt b/05/19.txt index ff5c198..af5b5d1 100644 --- a/05/19.txt +++ b/05/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 Aza mandray fempangana magnohitra ny lôholona raika raha tsisy vavolombelona roey na telo. Ahitsio akeo agnatrehan'ny daôly reo mpagnota mbô hatatra ny ambiny hafa. \ No newline at end of file +\v 19 Aza mandray fempangana magnohitra ny lôholona raika raha tsisy vavolombelona roey na telo. \v 20 Ahitsio akeo agnatrehan'ny daôly reo mpagnota mbô hatatra ny ambiny hafa. \ No newline at end of file diff --git a/05/21.txt b/05/21.txt index c029bcb..a35d99b 100644 --- a/05/21.txt +++ b/05/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 Mandidy an'nao mafy za akeo agnatrehan'Andriamanitra sy akeo agnatrehan'i Kristy Jesosyary reo anjely vôfidy, mbô hitazonanao an'reo didy reo tsisy fitsaratsarana ary mbô tsy hagnanôvanao na ino na ino amin'ny fiandaniana. Aza maimaika mametra-tagnana amin'iza n'iza. Aza mirao akao amin'ny fahotan'ny ôlon-kafa. Tokony hitàna ny tegnanao hadio anao. \ No newline at end of file +\v 21 Mandidy an'nao mafy za akeo agnatrehan'Andriamanitra sy akeo agnatrehan'i Kristy Jesosyary reo anjely vôfidy, mbô hitazonanao an'reo didy reo tsisy fitsaratsarana ary mbô tsy hagnanôvanao na ino na ino amin'ny fiandaniana. \v 22 Aza maimaika mametra-tagnana amin'iza n'iza. Aza mirao akao amin'ny fahotan'ny ôlon-kafa. Tokony hitàna ny tegnanao hadio anao. \ No newline at end of file diff --git a/05/23.txt b/05/23.txt index fc62ce5..85f99d5 100644 --- a/05/23.txt +++ b/05/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 \v 24 \v 25 Tokony tsy hisotro rano tsony anao. Fa kosa, tokony handray divay kely anao ho an'ny vavony sy reo aretinao mateti-pitranga. Ny fahotan'reo ôla sasagny de fantatra miharihary, ary zareo de mande alôhan'reo akao amin'ny fitsarana. Fa ny ota sasagny magnaraka avy aty afara. Ôtran'zany fôgna kô, misy asa tsara fantatra miharihary, saingy reo sasagny aza de tsy azo asitrika. \ No newline at end of file +\v 23 Tokony tsy hisotro rano tsony anao. Fa kosa, tokony handray divay kely anao ho an'ny vavony sy reo aretinao mateti-pitranga. \v 24 Ny fahotan'reo ôla sasagny de fantatra miharihary, ary zareo de mande alôhan'reo akao amin'ny fitsarana. Fa ny ota sasagny magnaraka avy aty afara. \v 25 Ôtran'zany fôgna kô, misy asa tsara fantatra miharihary, saingy reo sasagny aza de tsy azo asitrika. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 8598fca..49e2f2c 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -76,6 +76,11 @@ "05-07", "05-09", "05-11", + "05-14", + "05-17", + "05-19", + "05-21", + "05-23", "06-01", "06-03", "06-06",