Mon Jun 08 2020 17:21:25 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 17:21:25 +03:00
parent e7484e4c20
commit a846118d6a
9 changed files with 17 additions and 9 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Rafa tonga za, n'iza n'iza ekenareo, de alefako miaraka amin'ny taratasy mbô agnaterako ny faagnatitra ho an'i Jerosalema za. Raha tô ka mety aminà iany kô ny mande, de hande hiaraka aminà zareo.
\v 3 Rafa tonga za, n'iza n'iza ekenareo, de alefako miaraka amin'ny taratasy mbô agnaterako ny faagnatitra ho an'i Jerosalema za. \v 4 Raha tô ka mety aminà iany kô ny mande, de hande hiaraka aminà zareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 Fa ho aigny aminareo za rafa mandalo an'i Makedonia. Fa handalo an'i Makedonia za. Mety hijanona miaraka aminareo za na mandritra ny rirignina mitsy aza, mbô ahafanareo magnampy anà amin'ny deko, n'iza n'iza ombako.
\v 5 Fa ho aigny aminareo za rafa mandalo an'i Makedonia. Fa handalo an'i Makedonia za. \v 6 Mety hijanona miaraka aminareo za na mandritra ny rirignina mitsy aza, mbô ahafanareo magnampy anà amin'ny deko, n'iza n'iza ombako.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 \v 9 Fa tsy magniry hatazagna an'nareo mandritra ny fotôna fohy za zao. Fa magnantena ny hipetraka maharitra miaraka aminareo, raha avelan'ny Tompo. Fa hijaona akao Efesaosy za mandra-patongan'ny Pentekosta, fa efa varavaragna malalaka no nisokatra ho anà, ary misy favalo maro.
\v 7 Fa tsy magniry hatazagna an'nareo mandritra ny fotôna fohy za zao. Fa magnantena ny hipetraka maharitra miaraka aminareo, raha avelan'ny Tompo. \v 8 Fa hijaona akao Efesaosy za mandra-patongan'ny Pentekosta, \v 9 fa efa varavaragna malalaka no nisokatra ho anà, ary misy favalo maro.

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 Ary rafa tonga i Timoty, de ezaho mbô tsy hatatra izy miaraka aminareo, fa magnano ny asan'ny Tompo izy, ôtran'ny ataoko. Aza avela hisy ôla hagnano tsinotsinona an'azy. Ampeo izy amin'ny lalan'ny fiadanana, mbô ahafahany magnantona anà. Fa mandigny an'azy mbô ho tonga hiaraka am'reo rahala za. Ary makasika an'i Apolosy ralatsika, de nampirisika an'azy mafy za mbô hitsidika an'nareo miaraka am'reo rahala. Fa mbôla den'ny ho tonga izy am'zao fotôna zao. Na zany aza, ho tonga izy rafa mety ny fotôna.
\v 10 Ary rafa tonga i Timoty, de ezaho mbô tsy hatatra izy miaraka aminareo, fa magnano ny asan'ny Tompo izy, ôtran'ny ataoko. \v 11 Aza avela hisy ôla hagnano tsinotsinona an'azy. Ampeo izy amin'ny lalan'ny fiadanana, mbô ahafahany magnantona anà. Fa mandigny an'azy mbô ho tonga hiaraka am'reo rahala za. \v 12 Ary makasika an'i Apolosy ralatsika, de nampirisika an'azy mafy za mbô hitsidika an'nareo miaraka am'reo rahala. Fa mbôla den'ny ho tonga izy am'zao fotôna zao. Na zany aza, ho tonga izy rafa mety ny fotôna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 Miembena, mipitraha tsara amin'ny finoana, miasà ôtran'ny leila, mahereza. Ôka ho atao am-pitiavana ze ataonareo daôly.
\v 13 Miembena, mipitraha tsara amin'ny finoana, miasà ôtran'ny leila, mahereza. \v 14 Ôka ho atao am-pitiavana ze ataonareo daôly.

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 Hainareo ny tokatranon'i Stefanasy, fa zareo no niova fo vôlôny tao Asaia, ary zareo nametraka ny tenan-jareo ho amin'ny fagnompôna ny mpino. Ary mamporisika an'nareo za, ry rahala, mbô hagneiky ny ôla salan'zany sy amin'ny ôla daoly ze magnampy amin'ny asa sy miasa miaraka aminay.
\v 15 Hainareo ny tokatranon'i Stefanasy, fa zareo no niova fo vôlôny tao Asaia, ary zareo nametraka ny tenan-jareo ho amin'ny fagnompôna ny mpino. Ary mamporisika an'nareo za, ry rahala, \v 16 mbô hagneiky ny ôla salan'zany sy amin'ny ôla daoly ze magnampy amin'ny asa sy miasa miaraka aminay.

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 Mifalia amin'ny fatongavan'i Stefanasy, Fortinatasy, ary Akaiosy za. Nameno ny tsy naha-teo an'nareo zareo. Fa namelombelona ny fanahiko sy ny an'nareo zareo. Ka noho zany, fantaro ny ôla salan'zany.
\v 17 Mifalia amin'ny fatongavan'i Stefanasy, Fortinatasy, ary Akaiosy za. Nameno ny tsy naha-teo an'nareo zareo. \v 18 Fa namelombelona ny fanahiko sy ny an'nareo zareo. Ka noho zany, fantaro ny ôla salan'zany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 Reo fiangonan'i Asia de magnano veloma an'nareo. Akila sy Pritsila de magnano veloma an'nareo akao amin'ny Tompo, miaraka amin'ny fiangonana ze akao amin'ny fonenan-jareo. Ny rahala daôly magnano veloma an'nareo. Mifaganova veloma amin'ny oroka masina.
\v 19 Reo fiangonan'i Asia de magnano veloma an'nareo. Akila sy Pritsila de magnano veloma an'nareo akao amin'ny Tompo, miaraka amin'ny fiangonana ze akao amin'ny fonenan-jareo. \v 20 Ny rahala daôly magnano veloma an'nareo. Mifaganova veloma amin'ny oroka masina.

View File

@ -223,6 +223,14 @@
"15-54",
"15-56",
"15-58",
"16-title"
"16-title",
"16-01",
"16-03",
"16-05",
"16-07",
"16-10",
"16-13",
"16-15",
"16-17"
]
}