From a846118d6afc2adf3e574e01ae08d7cb5ca722da Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Mon, 8 Jun 2020 17:21:25 +0300 Subject: [PATCH] Mon Jun 08 2020 17:21:25 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 16/03.txt | 2 +- 16/05.txt | 2 +- 16/07.txt | 2 +- 16/10.txt | 2 +- 16/13.txt | 2 +- 16/15.txt | 2 +- 16/17.txt | 2 +- 16/19.txt | 2 +- manifest.json | 10 +++++++++- 9 files changed, 17 insertions(+), 9 deletions(-) diff --git a/16/03.txt b/16/03.txt index e7ae0a0..5251f65 100644 --- a/16/03.txt +++ b/16/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Rafa tonga za, n'iza n'iza ekenareo, de alefako miaraka amin'ny taratasy mbô agnaterako ny faagnatitra ho an'i Jerosalema za. Raha tô ka mety aminà iany kô ny mande, de hande hiaraka aminà zareo. \ No newline at end of file +\v 3 Rafa tonga za, n'iza n'iza ekenareo, de alefako miaraka amin'ny taratasy mbô agnaterako ny faagnatitra ho an'i Jerosalema za. \v 4 Raha tô ka mety aminà iany kô ny mande, de hande hiaraka aminà zareo. \ No newline at end of file diff --git a/16/05.txt b/16/05.txt index 7267a65..80ff2e8 100644 --- a/16/05.txt +++ b/16/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 Fa ho aigny aminareo za rafa mandalo an'i Makedonia. Fa handalo an'i Makedonia za. Mety hijanona miaraka aminareo za na mandritra ny rirignina mitsy aza, mbô ahafanareo magnampy anà amin'ny deko, n'iza n'iza ombako. \ No newline at end of file +\v 5 Fa ho aigny aminareo za rafa mandalo an'i Makedonia. Fa handalo an'i Makedonia za. \v 6 Mety hijanona miaraka aminareo za na mandritra ny rirignina mitsy aza, mbô ahafanareo magnampy anà amin'ny deko, n'iza n'iza ombako. \ No newline at end of file diff --git a/16/07.txt b/16/07.txt index 7c2ada6..9d45a92 100644 --- a/16/07.txt +++ b/16/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 \v 9 Fa tsy magniry hatazagna an'nareo mandritra ny fotôna fohy za zao. Fa magnantena ny hipetraka maharitra miaraka aminareo, raha avelan'ny Tompo. Fa hijaona akao Efesaosy za mandra-patongan'ny Pentekosta, fa efa varavaragna malalaka no nisokatra ho anà, ary misy favalo maro. \ No newline at end of file +\v 7 Fa tsy magniry hatazagna an'nareo mandritra ny fotôna fohy za zao. Fa magnantena ny hipetraka maharitra miaraka aminareo, raha avelan'ny Tompo. \v 8 Fa hijaona akao Efesaosy za mandra-patongan'ny Pentekosta, \v 9 fa efa varavaragna malalaka no nisokatra ho anà, ary misy favalo maro. \ No newline at end of file diff --git a/16/10.txt b/16/10.txt index e64482f..8434c06 100644 --- a/16/10.txt +++ b/16/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 \v 12 Ary rafa tonga i Timoty, de ezaho mbô tsy hatatra izy miaraka aminareo, fa magnano ny asan'ny Tompo izy, ôtran'ny ataoko. Aza avela hisy ôla hagnano tsinotsinona an'azy. Ampeo izy amin'ny lalan'ny fiadanana, mbô ahafahany magnantona anà. Fa mandigny an'azy mbô ho tonga hiaraka am'reo rahala za. Ary makasika an'i Apolosy ralatsika, de nampirisika an'azy mafy za mbô hitsidika an'nareo miaraka am'reo rahala. Fa mbôla den'ny ho tonga izy am'zao fotôna zao. Na zany aza, ho tonga izy rafa mety ny fotôna. \ No newline at end of file +\v 10 Ary rafa tonga i Timoty, de ezaho mbô tsy hatatra izy miaraka aminareo, fa magnano ny asan'ny Tompo izy, ôtran'ny ataoko. \v 11 Aza avela hisy ôla hagnano tsinotsinona an'azy. Ampeo izy amin'ny lalan'ny fiadanana, mbô ahafahany magnantona anà. Fa mandigny an'azy mbô ho tonga hiaraka am'reo rahala za. \v 12 Ary makasika an'i Apolosy ralatsika, de nampirisika an'azy mafy za mbô hitsidika an'nareo miaraka am'reo rahala. Fa mbôla den'ny ho tonga izy am'zao fotôna zao. Na zany aza, ho tonga izy rafa mety ny fotôna. \ No newline at end of file diff --git a/16/13.txt b/16/13.txt index 9c47ecf..f72cc6c 100644 --- a/16/13.txt +++ b/16/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 Miembena, mipitraha tsara amin'ny finoana, miasà ôtran'ny leila, mahereza. Ôka ho atao am-pitiavana ze ataonareo daôly. \ No newline at end of file +\v 13 Miembena, mipitraha tsara amin'ny finoana, miasà ôtran'ny leila, mahereza. \v 14 Ôka ho atao am-pitiavana ze ataonareo daôly. \ No newline at end of file diff --git a/16/15.txt b/16/15.txt index 2c5bf11..0fdb3ef 100644 --- a/16/15.txt +++ b/16/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 Hainareo ny tokatranon'i Stefanasy, fa zareo no niova fo vôlôny tao Asaia, ary zareo nametraka ny tenan-jareo ho amin'ny fagnompôna ny mpino. Ary mamporisika an'nareo za, ry rahala, mbô hagneiky ny ôla salan'zany sy amin'ny ôla daoly ze magnampy amin'ny asa sy miasa miaraka aminay. \ No newline at end of file +\v 15 Hainareo ny tokatranon'i Stefanasy, fa zareo no niova fo vôlôny tao Asaia, ary zareo nametraka ny tenan-jareo ho amin'ny fagnompôna ny mpino. Ary mamporisika an'nareo za, ry rahala, \v 16 mbô hagneiky ny ôla salan'zany sy amin'ny ôla daoly ze magnampy amin'ny asa sy miasa miaraka aminay. \ No newline at end of file diff --git a/16/17.txt b/16/17.txt index 84a47d8..62f3b4e 100644 --- a/16/17.txt +++ b/16/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 Mifalia amin'ny fatongavan'i Stefanasy, Fortinatasy, ary Akaiosy za. Nameno ny tsy naha-teo an'nareo zareo. Fa namelombelona ny fanahiko sy ny an'nareo zareo. Ka noho zany, fantaro ny ôla salan'zany. \ No newline at end of file +\v 17 Mifalia amin'ny fatongavan'i Stefanasy, Fortinatasy, ary Akaiosy za. Nameno ny tsy naha-teo an'nareo zareo. \v 18 Fa namelombelona ny fanahiko sy ny an'nareo zareo. Ka noho zany, fantaro ny ôla salan'zany. \ No newline at end of file diff --git a/16/19.txt b/16/19.txt index 816600b..ecdbff0 100644 --- a/16/19.txt +++ b/16/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 Reo fiangonan'i Asia de magnano veloma an'nareo. Akila sy Pritsila de magnano veloma an'nareo akao amin'ny Tompo, miaraka amin'ny fiangonana ze akao amin'ny fonenan-jareo. Ny rahala daôly magnano veloma an'nareo. Mifaganova veloma amin'ny oroka masina. \ No newline at end of file +\v 19 Reo fiangonan'i Asia de magnano veloma an'nareo. Akila sy Pritsila de magnano veloma an'nareo akao amin'ny Tompo, miaraka amin'ny fiangonana ze akao amin'ny fonenan-jareo. \v 20 Ny rahala daôly magnano veloma an'nareo. Mifaganova veloma amin'ny oroka masina. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index eef34f8..189a717 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -223,6 +223,14 @@ "15-54", "15-56", "15-58", - "16-title" + "16-title", + "16-01", + "16-03", + "16-05", + "16-07", + "16-10", + "16-13", + "16-15", + "16-17" ] } \ No newline at end of file