plt-x-sihanaka_1co_text_reg/16/05.txt

1 line
227 B
Plaintext

\v 5 Fa ho aigny aminareo za rafa mandalo an'i Makedonia. Fa handalo an'i Makedonia za. \v 6 Mety hijanona miaraka aminareo za na mandritra ny rirignina mitsy aza, mbô ahafanareo magnampy anà amin'ny deko, n'iza n'iza ombako.