Mon Jun 08 2020 17:13:13 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 17:13:13 +03:00
parent fbedba74e5
commit 77e8f0240b
7 changed files with 11 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Am'zao fotôna zao mampatsiaro an'nareo za, ry rahala, ny amin'ny filazantsara ze nambarako taminareo, ze noraisinareo sy ze nitsangananareo. Amin'ny alalan'zany filazantsara zany no hamonjena an'nareo, raha mitana mafy amin'ny teny notoriko taminareo anareo, raha tsy hoe ninonino fôgna anareo.
\c 15 \v 1 Am'zao fotôna zao mampatsiaro an'nareo za, ry rahala, ny amin'ny filazantsara ze nambarako taminareo, ze noraisinareo sy ze nitsangananareo. \v 2 Amin'ny alalan'zany filazantsara zany no hamonjena an'nareo, raha mitana mafy amin'ny teny notoriko taminareo anareo, raha tsy hoe ninonino fôgna anareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Fa nameko ho zava-dehibe vôlôny ho an'nareo ze vôraiko iany kô: fa maty ho an'ny fahotantsika Kristy araka ny Soratra Masina, ary nalevina Izy, ary Izy de natsangana tamin'ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina.
\v 3 Fa nameko ho zava-dehibe vôlôny ho an'nareo ze vôraiko iany kô: fa maty ho an'ny fahotantsika Kristy araka ny Soratra Masina, \v 4 ary nalevina Izy, ary Izy de natsangana tamin'ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Kristy de nibôgna tamin'i Kefasy, ary avy akeo tam'reo rombefolo; avy akeo de nibôgna ndraika tam'reo rahala miôtra ny dimanjato Izy. Mbola velona ny ankamarôn-jareo, fa ny sasagny efa maty. Avy akeo Izy nibôgna tamin'i Jakoba, avy akeo tam'reo apostoly daôly.
\v 5 Kristy de nibôgna tamin'i Kefasy, ary avy akeo tam'reo rombefolo; \v 6 avy akeo de nibôgna ndraika tam'reo rahala miôtra ny dimanjato Izy. Mbola velona ny ankamarôn-jareo, fa ny sasagny efa maty. \v 7 Avy akeo Izy nibôgna tamin'i Jakoba, avy akeo tam'reo apostoly daôly.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 Farany ndrindra, de nibôgna tamina Izy, salan'ny hoe tamin'ny zaza teraka tsy tonga volana. Fa za no kely ndrindra am'reo apostoly. Za de tsy mendrika antsovina hoe Apostoly satria nanenjika ny fiangonan'Andriamanitra za.
\v 8 Farany ndrindra, de nibôgna tamina Izy, salan'ny hoe tamin'ny zaza teraka tsy tonga volana. \v 9 Fa za no kely ndrindra am'reo apostoly. Za de tsy mendrika antsovina hoe Apostoly satria nanenjika ny fiangonan'Andriamanitra za.

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 Fa nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra no naha ôtran'zao anà, ary tsy fôgna ny fahasoavany akato amina. Fa kosa, miasa mafy kokoa noho izy daôly za. Nefa tsy za zany, fa ny fahasoavan'Andriamanitra ze miaraka amina. Noho zany na za zany na zareo, araka ny nitorianay de araka zany noninoanareo.
\v 10 Fa nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra no naha ôtran'zao anà, ary tsy fôgna ny fahasoavany akato amina. Fa kosa, miasa mafy kokoa noho izy daôly za. Nefa tsy za zany, fa ny fahasoavan'Andriamanitra ze miaraka amina. \v 11 Noho zany na za zany na zareo, araka ny nitorianay de araka zany noninoanareo.

1
15/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 15

View File

@ -197,6 +197,11 @@
"14-37",
"14-39",
"15-title",
"15-01",
"15-03",
"15-05",
"15-08",
"15-10",
"16-title"
]
}