|
\v 5 Kristy de nibôgna tamin'i Kefasy, ary avy akeo tam'reo rombefolo; \v 6 avy akeo de nibôgna ndraika tam'reo rahala miôtra ny dimanjato Izy. Mbola velona ny ankamarôn-jareo, fa ny sasagny efa maty. \v 7 Avy akeo Izy nibôgna tamin'i Jakoba, avy akeo tam'reo apostoly daôly. |