plt-x-sihanaka_1co_text_reg/15/01.txt

1 line
312 B
Plaintext

\c 15 \v 1 Am'zao fotôna zao mampatsiaro an'nareo za, ry rahala, ny amin'ny filazantsara ze nambarako taminareo, ze noraisinareo sy ze nitsangananareo. \v 2 Amin'ny alalan'zany filazantsara zany no hamonjena an'nareo, raha mitana mafy amin'ny teny notoriko taminareo anareo, raha tsy hoe ninonino fôgna anareo.