auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-12 12:29:28 +08:00 committed by root
parent 88e892d898
commit 66ccf13dac
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 22 \v 23 \v 24 Ny tsiraikaraika avy de tokony hijanono amin'ny fentsoana ze nisy an'azy daôly nantsovin'Andriamanitra mba hino izy. \v 21 Andevo ve enao fony Andriamanitra niantso anao? Aza miahiahy ny am'zany. Fa raha mety ho afaka enao, de araraoty zany. Satria ny ôla raika ze nantsovin'ny Tompo ho andevo de ôla afaka ny Tompo. Ôtran'zany kô ny ôla ze afaka fony izy nantsovina mba hino de andevon'i Kristy. Anareo de vôvidy, noho zany de aza tonga ôtran'reo andevon'ny ôla. Ry rahalà, na ino na ino fiaignana nisy antsika tsiraikaraika fony isika nantsovina mba hino, de ôka tsika hijanona ho ôtran'zany.
\v 20 Ny tsiraikaraika avy de tokony hijanono amin'ny fentsoana ze nisy an'azy daôly nantsovin'Andriamanitra mba hino izy. \v 21 Andevo ve enao fony Andriamanitra niantso anao? Aza miahiahy ny am'zany. Fa raha mety ho afaka enao, de araraoty zany.\v 22 Satria ny ôla raika ze nantsovin'ny Tompo ho andevo de ôla afaka ny Tompo. Ôtran'zany kô ny ôla ze afaka fony izy nantsovina mba hino de andevon'i Kristy. \v 23 Anareo de vôvidy, noho zany de aza tonga ôtran'reo andevon'ny ôla. \v 24 Ry rahalà, na ino na ino fiaignana nisy antsika tsiraikaraika fony isika nantsovina mba hino, de ôka tsika hijanona ho ôtran'zany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 \v 26 Ary makasika reo ze tsy nanambady mitsy, za de tsy managna didy avy am'Tompo. Nefa za de magnome ny hevitro salan'ny tokana, amin'ny alalan'ny famindram-pon'ny Tompo, de mendri-pitokisana. Noho zany, meritreritra za fa nohon'ny loza ze ho avy, de tsara ho an'ny leila ny mijanona amin'ny maha izy an'azy.
\v 25 Ary makasika reo ze tsy nanambady mitsy, za de tsy managna didy avy am'Tompo. Nefa za de magnome ny hevitro salan'ny tokana, amin'ny alalan'ny famindram-pon'ny Tompo, de mendri-pitokisana. \v 26 Noho zany, meritreritra za fa nohon'ny loza ze ho avy, de tsara ho an'ny leila ny mijanona amin'ny maha izy an'azy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 Vôfatotra amin'ny vevavy ve anareo? Aza mitady ny ho afaka aminy. Afaka amin'ny vadinao ve enao? Aza mitady vady. Nefa raha manambady anareo, de tsy nagnota. Raha ny vevavy tsy manambady no manambady, de tsy nagnota izy. Nefa reo ze manambady de hanagna karazan'ôla betsaka raha mbôla velona, ary za de te hagnala anareo amin'zany.
\v 27 Vôfatotra amin'ny vevavy ve anareo? Aza mitady ny ho afaka aminy. Afaka amin'ny vadinao ve enao? Aza mitady vady. Nefa raha manambady anareo, de tsy nagnota. \v 28 Raha ny vevavy tsy manambady no manambady, de tsy nagnota izy. Nefa reo ze manambady de hanagna karazan'ôla betsaka raha mbôla velona, ary za de te hagnala anareo amin'zany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 \v 30 \v 31 Fa zao no lazaiko, ry rahalà: Foy ny fotôna. Manomboka zao, aleo reo z'efa manam-bady hiaigna ho ôtran'ny tsy managna. Reo ze mitomany de tokony hagnano ho ôtrany tsy mitomany, reo ze mifaly ho ôtrany tsy mifaly, ary reo ze mividy ho ôtrany tsy magnana na ino na ino; ary reo ze mampiasa zao tontolo zao de tsy tokony hagnano ôtrany mampiasa zany tanteraka. Satria zao tontolo zao amin'ny endrigny am'zao fotôgna zao de ho tonga amin'ny fefarana.
\v 29 Fa zao no lazaiko, ry rahalà: Foy ny fotôna. Manomboka zao, aleo reo z'efa manam-bady hiaigna ho ôtran'ny tsy managna. \v 30 Reo ze mitomany de tokony hagnano ho ôtrany tsy mitomany, reo ze mifaly ho ôtrany tsy mifaly, ary reo ze mividy ho ôtrany tsy magnana na ino na ino; \v 31 ary reo ze mampiasa zao tontolo zao de tsy tokony hagnano ôtrany mampiasa zany tanteraka. Satria zao tontolo zao amin'ny endrigny am'zao fotôgna zao de ho tonga amin'ny fefarana.

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 \v 33 \v 34 Teko anareo ho afaka amin'reo ahiahy. Ny leila tsy manambady de miahiahy ny amin'ny reo ra ny Tompo, ny amin'ny fomba hampifalena an'Azy. Fa ny leila manambady de miahiahy ny amin'ny ran'zao tontolo zao, ny amin'ny fomba hampiafalena ny vadiny - mizarazara izy. Ny vevavy tsy manambady na virijiny de miahiahy ny amin'ny ran'ny Tompo, ny amin'ny fomba hanokanana amin'ny tegna sy ny fagnahy. Fa ny vevavy manambady de miahiahy ny amin'ny ran'zao tontolo zao, ny amin'ny fomba hampifalena ny vadiny.
\v 32 Teko anareo ho afaka amin'reo ahiahy. Ny leila tsy manambady de miahiahy ny amin'ny reo ra ny Tompo, ny amin'ny fomba hampifalena an'Azy. \v 33 Fa ny leila manambady de miahiahy ny amin'ny ran'zao tontolo zao, ny amin'ny fomba hampiafalena ny vadiny - \v 34 mizarazara izy. Ny vevavy tsy manambady na virijiny de miahiahy ny amin'ny ran'ny Tompo, ny amin'ny fomba hanokanana amin'ny tegna sy ny fagnahy. Fa ny vevavy manambady de miahiahy ny amin'ny ran'zao tontolo zao, ny amin'ny fomba hampifalena ny vadiny.