diff --git a/07/20.txt b/07/20.txt index 73d6b23..bac146d 100644 --- a/07/20.txt +++ b/07/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 22 \v 23 \v 24 Ny tsiraikaraika avy de tokony hijanono amin'ny fentsoana ze nisy an'azy daôly nantsovin'Andriamanitra mba hino izy. \v 21 Andevo ve enao fony Andriamanitra niantso anao? Aza miahiahy ny am'zany. Fa raha mety ho afaka enao, de araraoty zany. Satria ny ôla raika ze nantsovin'ny Tompo ho andevo de ôla afaka ny Tompo. Ôtran'zany kô ny ôla ze afaka fony izy nantsovina mba hino de andevon'i Kristy. Anareo de vôvidy, noho zany de aza tonga ôtran'reo andevon'ny ôla. Ry rahalà, na ino na ino fiaignana nisy antsika tsiraikaraika fony isika nantsovina mba hino, de ôka tsika hijanona ho ôtran'zany. \ No newline at end of file +\v 20 Ny tsiraikaraika avy de tokony hijanono amin'ny fentsoana ze nisy an'azy daôly nantsovin'Andriamanitra mba hino izy. \v 21 Andevo ve enao fony Andriamanitra niantso anao? Aza miahiahy ny am'zany. Fa raha mety ho afaka enao, de araraoty zany.\v 22 Satria ny ôla raika ze nantsovin'ny Tompo ho andevo de ôla afaka ny Tompo. Ôtran'zany kô ny ôla ze afaka fony izy nantsovina mba hino de andevon'i Kristy. \v 23 Anareo de vôvidy, noho zany de aza tonga ôtran'reo andevon'ny ôla. \v 24 Ry rahalà, na ino na ino fiaignana nisy antsika tsiraikaraika fony isika nantsovina mba hino, de ôka tsika hijanona ho ôtran'zany. \ No newline at end of file diff --git a/07/25.txt b/07/25.txt index cedce24..0803788 100644 --- a/07/25.txt +++ b/07/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 \v 26 Ary makasika reo ze tsy nanambady mitsy, za de tsy managna didy avy am'Tompo. Nefa za de magnome ny hevitro salan'ny tokana, amin'ny alalan'ny famindram-pon'ny Tompo, de mendri-pitokisana. Noho zany, meritreritra za fa nohon'ny loza ze ho avy, de tsara ho an'ny leila ny mijanona amin'ny maha izy an'azy. \ No newline at end of file +\v 25 Ary makasika reo ze tsy nanambady mitsy, za de tsy managna didy avy am'Tompo. Nefa za de magnome ny hevitro salan'ny tokana, amin'ny alalan'ny famindram-pon'ny Tompo, de mendri-pitokisana. \v 26 Noho zany, meritreritra za fa nohon'ny loza ze ho avy, de tsara ho an'ny leila ny mijanona amin'ny maha izy an'azy. \ No newline at end of file diff --git a/07/27.txt b/07/27.txt index b2a464a..4486818 100644 --- a/07/27.txt +++ b/07/27.txt @@ -1 +1 @@ -\v 27 \v 28 Vôfatotra amin'ny vevavy ve anareo? Aza mitady ny ho afaka aminy. Afaka amin'ny vadinao ve enao? Aza mitady vady. Nefa raha manambady anareo, de tsy nagnota. Raha ny vevavy tsy manambady no manambady, de tsy nagnota izy. Nefa reo ze manambady de hanagna karazan'ôla betsaka raha mbôla velona, ary za de te hagnala anareo amin'zany. \ No newline at end of file +\v 27 Vôfatotra amin'ny vevavy ve anareo? Aza mitady ny ho afaka aminy. Afaka amin'ny vadinao ve enao? Aza mitady vady. Nefa raha manambady anareo, de tsy nagnota. \v 28 Raha ny vevavy tsy manambady no manambady, de tsy nagnota izy. Nefa reo ze manambady de hanagna karazan'ôla betsaka raha mbôla velona, ary za de te hagnala anareo amin'zany. \ No newline at end of file diff --git a/07/29.txt b/07/29.txt index 17e6034..87e4ab6 100644 --- a/07/29.txt +++ b/07/29.txt @@ -1 +1 @@ -\v 29 \v 30 \v 31 Fa zao no lazaiko, ry rahalà: Foy ny fotôna. Manomboka zao, aleo reo z'efa manam-bady hiaigna ho ôtran'ny tsy managna. Reo ze mitomany de tokony hagnano ho ôtrany tsy mitomany, reo ze mifaly ho ôtrany tsy mifaly, ary reo ze mividy ho ôtrany tsy magnana na ino na ino; ary reo ze mampiasa zao tontolo zao de tsy tokony hagnano ôtrany mampiasa zany tanteraka. Satria zao tontolo zao amin'ny endrigny am'zao fotôgna zao de ho tonga amin'ny fefarana. \ No newline at end of file +\v 29 Fa zao no lazaiko, ry rahalà: Foy ny fotôna. Manomboka zao, aleo reo z'efa manam-bady hiaigna ho ôtran'ny tsy managna. \v 30 Reo ze mitomany de tokony hagnano ho ôtrany tsy mitomany, reo ze mifaly ho ôtrany tsy mifaly, ary reo ze mividy ho ôtrany tsy magnana na ino na ino; \v 31 ary reo ze mampiasa zao tontolo zao de tsy tokony hagnano ôtrany mampiasa zany tanteraka. Satria zao tontolo zao amin'ny endrigny am'zao fotôgna zao de ho tonga amin'ny fefarana. \ No newline at end of file diff --git a/07/32.txt b/07/32.txt index 7b86533..527ca7d 100644 --- a/07/32.txt +++ b/07/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 \v 33 \v 34 Teko anareo ho afaka amin'reo ahiahy. Ny leila tsy manambady de miahiahy ny amin'ny reo ra ny Tompo, ny amin'ny fomba hampifalena an'Azy. Fa ny leila manambady de miahiahy ny amin'ny ran'zao tontolo zao, ny amin'ny fomba hampiafalena ny vadiny - mizarazara izy. Ny vevavy tsy manambady na virijiny de miahiahy ny amin'ny ran'ny Tompo, ny amin'ny fomba hanokanana amin'ny tegna sy ny fagnahy. Fa ny vevavy manambady de miahiahy ny amin'ny ran'zao tontolo zao, ny amin'ny fomba hampifalena ny vadiny. \ No newline at end of file +\v 32 Teko anareo ho afaka amin'reo ahiahy. Ny leila tsy manambady de miahiahy ny amin'ny reo ra ny Tompo, ny amin'ny fomba hampifalena an'Azy. \v 33 Fa ny leila manambady de miahiahy ny amin'ny ran'zao tontolo zao, ny amin'ny fomba hampiafalena ny vadiny - \v 34 mizarazara izy. Ny vevavy tsy manambady na virijiny de miahiahy ny amin'ny ran'ny Tompo, ny amin'ny fomba hanokanana amin'ny tegna sy ny fagnahy. Fa ny vevavy manambady de miahiahy ny amin'ny ran'zao tontolo zao, ny amin'ny fomba hampifalena ny vadiny. \ No newline at end of file