auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 15:03:52 +03:00 committed by root
parent 9da5f54a35
commit 349fc00b94
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsy ho tapitra mandrakizay ny fitiavana. raha misy faminagniana, de ho levona reo. Raha misy fitinenana amin'ny teny tsy fantatra, hitsatra reo. Raha misy fahalalana, de ho levona zany. Fa tsika de mafantatra amin'ny ampahany ary maminagny amin'ny ampahagny. Fa rafa tonga le tegna lafatra, de ho levona ze tsy tantera
Tsy ho tapitra mandrakizay ny fitiavana. raha misy faminagniana, de ho levona reo. Raha misy fitinenana amin'ny teny tsy fantatra, hitsatra reo. Raha misy fahalalana, de ho levona zany. Fa tsika de mafantatra amin'ny ampahany ary maminagny amin'ny ampahagny. Fa rafa tonga le tegna lafatra, de ho levona ze tsy tanteraka.

1
13/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tamin'ny mbôla zaza za, de nikoragna ôtran'ny zaza, nieritreritra ôtran'ny zaza, nisaigna ôtran'ny zaza. rafa geda za, de navelako ny fazazana. Fa am'zao fotôna zao tsika de matazagna tsy mivantana amin'ny fitaratra, fa rahatr'zay de hifagnatri-tava. Am'zao fotôna zao za de mafantatra amin'ny ampahagny, fa avekeo za de hafant