plt-x-sihanaka_1co_text_reg/13/11.txt

1 line
333 B
Plaintext

Tamin'ny mbôla zaza za, de nikoragna ôtran'ny zaza, nieritreritra ôtran'ny zaza, nisaigna ôtran'ny zaza. rafa geda za, de navelako ny fazazana. Fa am'zao fotôna zao tsika de matazagna tsy mivantana amin'ny fitaratra, fa rahatr'zay de hifagnatri-tava. Am'zao fotôna zao za de mafantatra amin'ny ampahagny, fa avekeo za de hafant