diff --git a/13/08.txt b/13/08.txt index 84ddb1f..bb8311c 100644 --- a/13/08.txt +++ b/13/08.txt @@ -1 +1 @@ -Tsy ho tapitra mandrakizay ny fitiavana. raha misy faminagniana, de ho levona reo. Raha misy fitinenana amin'ny teny tsy fantatra, hitsatra reo. Raha misy fahalalana, de ho levona zany. Fa tsika de mafantatra amin'ny ampahany ary maminagny amin'ny ampahagny. Fa rafa tonga le tegna lafatra, de ho levona ze tsy tantera \ No newline at end of file +Tsy ho tapitra mandrakizay ny fitiavana. raha misy faminagniana, de ho levona reo. Raha misy fitinenana amin'ny teny tsy fantatra, hitsatra reo. Raha misy fahalalana, de ho levona zany. Fa tsika de mafantatra amin'ny ampahany ary maminagny amin'ny ampahagny. Fa rafa tonga le tegna lafatra, de ho levona ze tsy tanteraka. \ No newline at end of file diff --git a/13/11.txt b/13/11.txt new file mode 100644 index 0000000..9989541 --- /dev/null +++ b/13/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +Tamin'ny mbôla zaza za, de nikoragna ôtran'ny zaza, nieritreritra ôtran'ny zaza, nisaigna ôtran'ny zaza. rafa geda za, de navelako ny fazazana. Fa am'zao fotôna zao tsika de matazagna tsy mivantana amin'ny fitaratra, fa rahatr'zay de hifagnatri-tava. Am'zao fotôna zao za de mafantatra amin'ny ampahagny, fa avekeo za de hafant \ No newline at end of file