auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 14:53:54 +03:00 committed by root
parent f81fcad679
commit 1ffc637ab9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Na de atao hoe miteny amin'ny fitenin'reo ôla sy reo anjely aza za. Fa raha tsy managna fitiavana, de tonga vy magnenona kipantsona mikarantsam-peo za. Na de atao hoe magnana fagnomezan'ny faminagniana ary mafantatra reo zava-miafina sy fahalalana daôly aza za, ary managna ny finoana daôly afahana m
Na de atao hoe miteny amin'ny fitenin'reo ôla sy reo anjely aza za. Fa raha tsy managna fitiavana, de tonga vy magnenona kipantsona mikarantsam-peo za. Na de atao hoe magnana fagnomezan'ny faminagniana ary mafantatra reo zava-miafina sy fahalalana daôly aza za, ary managna ny finoana daôly afahana mamindra reo tanety. Fa raha tsy manam-pitiavana, de tsisy dikany za. Na de atao hoe magnome ze daôly anagnako amahanana ny mahantra aza za, ary magnolotra ny tegnako ho dorana. Fa raha tsy manam-pitiavana, de tsy mahazo na ino na ino za. [Fagnamarihana: Ny ULB sy ny UDB de samy managna dikan-teny betsaka, mivaky ôtran'zao hoe: "