From 1ffc637ab9789c78594d2d08131e1f0255f36d6c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Tue, 26 May 2020 14:53:54 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 13/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/13/01.txt b/13/01.txt index b79cbe6..b0dcf45 100644 --- a/13/01.txt +++ b/13/01.txt @@ -1 +1 @@ -Na de atao hoe miteny amin'ny fitenin'reo ôla sy reo anjely aza za. Fa raha tsy managna fitiavana, de tonga vy magnenona kipantsona mikarantsam-peo za. Na de atao hoe magnana fagnomezan'ny faminagniana ary mafantatra reo zava-miafina sy fahalalana daôly aza za, ary managna ny finoana daôly afahana m \ No newline at end of file +Na de atao hoe miteny amin'ny fitenin'reo ôla sy reo anjely aza za. Fa raha tsy managna fitiavana, de tonga vy magnenona kipantsona mikarantsam-peo za. Na de atao hoe magnana fagnomezan'ny faminagniana ary mafantatra reo zava-miafina sy fahalalana daôly aza za, ary managna ny finoana daôly afahana mamindra reo tanety. Fa raha tsy manam-pitiavana, de tsisy dikany za. Na de atao hoe magnome ze daôly anagnako amahanana ny mahantra aza za, ary magnolotra ny tegnako ho dorana. Fa raha tsy manam-pitiavana, de tsy mahazo na ino na ino za. [Fagnamarihana: Ny ULB sy ny UDB de samy managna dikan-teny betsaka, mivaky ôtran'zao hoe: " \ No newline at end of file