1 line
635 B
Plaintext
1 line
635 B
Plaintext
Na de atao hoe miteny amin'ny fitenin'reo ôla sy reo anjely aza za. Fa raha tsy managna fitiavana, de tonga vy magnenona kipantsona mikarantsam-peo za. Na de atao hoe magnana fagnomezan'ny faminagniana ary mafantatra reo zava-miafina sy fahalalana daôly aza za, ary managna ny finoana daôly afahana mamindra reo tanety. Fa raha tsy manam-pitiavana, de tsisy dikany za. Na de atao hoe magnome ze daôly anagnako amahanana ny mahantra aza za, ary magnolotra ny tegnako ho dorana. Fa raha tsy manam-pitiavana, de tsy mahazo na ino na ino za. [Fagnamarihana: Ny ULB sy ny UDB de samy managna dikan-teny betsaka, mivaky ôtran'zao hoe: " |