Mon Mar 16 2020 15:33:48 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 15:33:48 +03:00
parent c10c3baf3b
commit ca3ef183f2
3 changed files with 5 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Ndre ia ndre ia mandea aloha sady tsy mitoetra amin'gne fampianaran'i Kristy da tsy managny an'Andriamanitry. Gne raiky izay mitoetry amin'gne fampianaragny, izany raiky izany da managny gne Ray sy gne Zanaky. Ra misy olo tonga aminao sady tsy mitondra izany fampianaragny izany, da ka mandray anazy ho an-dragnonao sady ka miarahaba anazy. Fa gne miarahaba anazy da miombogny amin'gne ratsy aniny.
\v 9 Ndre ia ndre ia mandea aloha sady tsy mitoetra amin'gne fampianaran'i Kristy da tsy managny an'Andriamanitry. Gne raiky izay mitoetry amin'gne fampianaragny, izany raiky izany da managny gne Ray sy gne Zanaky. \v 10 Ra misy olo tonga aminao sady tsy mitondra izany fampianaragny izany, da ka mandray anazy ho an-dragnonao sady ka miarahaba anazy. \v 11 Fa gne miarahaba anazy da miombogny amin'gne ratsy aniny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 Managny ra maro ho soratagny aminareo iao, f'izy iao tsy magniry hanoratry izany amin'gne taratasy sy ranomainty. Ndre izany aza, magnategna gne ho tonga aminareo agny iao sady hiresaky mivantagny, mba ho tanteraky gne fifalianareo. Magnano veloma anareo gne zanak'e rahavavinao voafidy.
\v 12 Managny ra maro ho soratagny aminareo iao, f'izy iao tsy magniry hanoratry izany amin'gne taratasy sy ranomainty. Ndre izany aza, magnategna gne ho tonga aminareo agny iao sady hiresaky mivantagny, mba ho tanteraky gne fifalianareo. \v 13 Magnano veloma anareo gne zanak'e rahavavinao voafidy.

View File

@ -41,6 +41,8 @@
"01-title",
"01-01",
"01-04",
"01-07"
"01-07",
"01-09",
"01-12"
]
}