plt-x-antaifasy_2jn_text_reg/01/12.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 12 Managny ra maro ho soratagny aminareo iao, f'izy iao tsy magniry hanoratry izany amin'gne taratasy sy ranomainty. Ndre izany aza, magnategna gne ho tonga aminareo agny iao sady hiresaky mivantagny, mba ho tanteraky gne fifalianareo. \v 13 Magnano veloma anareo gne zanak'e rahavavinao voafidy.