Mon Mar 16 2020 15:33:19 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 15:33:19 +03:00
parent df2dca80f2
commit c10c3baf3b
6 changed files with 14 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Avy amin'e olombe kahatramin'gne viavy voafidy sy gne zanany, izay tiako amin'gne fahamarinagny - sady tsy iao avao, fa gne maro izay nahafantatry gne marina avokoa - nohon'gne fahamarinagny izay mipetraky agnatitsika sady hiaraky amintsika mandrakizay. Ho amintsika anie gne fahasoavagny, gne famindram-po, gne fiadanagny avy amin'Andriamanitry Ray sy avy amin'i Jesosy Kristy, Zanak'e Ray, amin'gne fahamarinagny sy fitiavagny.
\c 1 \v 1 Avy amin'e olombe kahatramin'gne viavy voafidy sy gne zanany, izay tiako amin'gne fahamarinagny - sady tsy iao avao, fa gne maro izay nahafantatry gne marina avokoa - \v 2 nohon'gne fahamarinagny izay mipetraky agnatitsika sady hiaraky amintsika mandrakizay. \v 3 Ho amintsika anie gne fahasoavagny, gne famindram-po, gne fiadanagny avy amin'Andriamanitry Ray sy avy amin'i Jesosy Kristy, Zanak'e Ray, amin'gne fahamarinagny sy fitiavagny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Tena faly iao satria nahita gne sasany amin'gne zanakao mandea amin'gne fahamarinagny, ako gne nandraisatsika izany didy izany avy tamin'gne Ray. Da mangataky aminao iao, raviavy - tsy ako gne manoratry didy vaovao aminao iao, fa gne nanagnatsika hatramin'gne voaloany - da gne tokony hifankatiavantsika samby isika. Iao gne fitiavagny, da gne mba handianatsika araky gne didiny. Izao gne didy, araky gne regninareo hatramin'gne voalohany, da gne tokony handiananareo amin'izany.
\v 4 Tena faly iao satria nahita gne sasany amin'gne zanakao mandea amin'gne fahamarinagny, ako gne nandraisatsika izany didy izany avy tamin'gne Ray. \v 5 Da mangataky aminao iao, raviavy - tsy ako gne manoratry didy vaovao aminao iao, fa gne nanagnatsika hatramin'gne voaloany - da gne tokony hifankatiavantsika samby isika. Iao gne fitiavagny, da gne mba handianatsika araky gne didiny. \v 6 Izao gne didy, araky gne regninareo hatramin'gne voalohany, da gne tokony handiananareo amin'izany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 Fa maro gne mpamitaky efa lasa amin'izao tontolo izao, sady indreo da tsy magneky an'i Jesosy Kristy da tonga tamin'e nofo. Izany gne mpamitaky sy antikristy. Iteo gne tegnanareo, mba tsy hahavery gne ra izay efa vitantsika marobe, fa mba handraisanareo valim-pitia feno.
\v 7 Fa maro gne mpamitaky efa lasa amin'izao tontolo izao, sady indreo da tsy magneky an'i Jesosy Kristy da tonga tamin'e nofo. Izany gne mpamitaky sy antikristy. \v 8 Iteo gne tegnanareo, mba tsy hahavery gne ra izay efa vitantsika marobe, fa mba handraisanareo valim-pitia feno.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
2 Jaona

View File

@ -33,7 +33,14 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD125"
"MAD125",
"Dell"
],
"finished_chunks": []
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-title",
"01-01",
"01-04",
"01-07"
]
}