plt-x-antaifasy_2jn_text_reg/01/04.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 4 Tena faly iao satria nahita gne sasany amin'gne zanakao mandea amin'gne fahamarinagny, ako gne nandraisatsika izany didy izany avy tamin'gne Ray. \v 5 Da mangataky aminao iao, raviavy - tsy ako gne manoratry didy vaovao aminao iao, fa gne nanagnatsika hatramin'gne voaloany - da gne tokony hifankatiavantsika samby isika. Iao gne fitiavagny, da gne mba handianatsika araky gne didiny. \v 6 Izao gne didy, araky gne regninareo hatramin'gne voalohany, da gne tokony handiananareo amin'izany.