Sat Mar 07 2020 16:45:01 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 16:45:02 +03:00
commit a851b9d6cc
49 changed files with 106 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Izay hatramin'e fanomboagny-izay efa regninay, izay efa hitanaytame masonay, izay efa notaragninay, sady izay efa nokasihan'e tagnanay- izany da momba gne zakan'efianagny.\v 2 Akô izany avao koa, gne fainagny da nampafantarigny, sady efa hitanay izany, ka mijoro vavolombelogny amizany iay. Iay da magnambara aminareo gne fianagny mandrakizay, izay tao ame Ray, sady izay efa nampafantarigny anay.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Izay efa hitanay izy ame regninay da ambaranay aminareo avao koa, mba hanagnanareo fiofandraisagny aminay da ame Ray izy ame Zanany, Jesosy Kristy.\v 4 Akôizany avao koa, manoratry an'io raha io ho anareo iay mba ho tanteraky gne fifaliatsika.[Fagnamarihagny: Gne dika-teny taloha sasany da mivaky akô izao: "Sady manoratry an'io raha io iay mba ho tanteraky gne fifalianareo."]

1
01/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Izao gne hafatry izay efa regninay avy tamin'Azy ka ambaranay aminareo: Andriamanitry da fahazavagny, sady ao amin'Azy da tsisy mizigny mihitsy.\v 6 Raha mizaka atsika fa managny fifandraisagny amin'Azy sady mandeha ao agnatin'e mizigny, da mavandy atsika sady tsy magnano gne marigny. \v 7F'izy raha mandeha ao ame fahazavagny atsika akô an'Azy ao ame fahazavagny,da managny fifandraisagny ame tsiraidraiky aby atsika, sady gne ràn'i Jesosy Zanany gne magnadio atsika ame fahotagny agnaby.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Raha mizaka atsika fa tsy managny fahotagny, da mamitaky gne tegnatsika atsika,sady gne fahamarinagny da tsy ao amitsika. \v 9Nefa raha miaiky gne fahotatsika atsika, Izy da mahatoky sady marignyame famelagny gne fahotantsika sady magnadio atsika ame tsy fahamarinagny agnaby. \v 10 Raha mizaka atsika fa tsy mbola nanota, da magnano an'Azy ho mpavandy, sady tsy ao amitsika gne zakany.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Zanako, manoratry an'itoa raha itoa iao mba tsy hanotanareo. f'izy raha misy manota, da managny mpisolo vava atsika miaraky ame Ray, Jesosy Kristy, e marigny. \v 2Izy gne fagnavotagny an'e fahotatsika, sady tsy gn'atsika avao, fa gn'an'izao tontolo izay raiky manontolo avao koa. \v 3Amizany gne ahalalatsika fa mahalala an'Azy atsika: raha mitandrigny gne didiny atsika.

1
02/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Gne mizaka hoe: "Mahalala an'Andriamanitry iao", fa tsy mitandrigny gne didiny, da mpavandy, sady gne marigny da tsy ao aminazy. \v 5Fa ndre ia ndre ia mitandrigny gne zakany, marigny tokotry, da ao amizany olo izany gne nagnatanterahagny gne fitiavan'Andriamanitry. Amizany gne ahalalatsika fa ao amin'Azy atsika. \v 6Gne raiky izay mizaka fa mipetraky ao amin'Andriamanitry da tokony andeha avao koa izy ako gne nandehanan'i Jesosy Kristy.

1
02/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7Ry malala, tsy manoratry didy vaovao ho anareo iao, fa didy taloha izay efa nanagnanareo hatram'e fanomboagny. Gne didy taloha da gne zaka izay regninareo. \v 8Fa manoratry didy vaovao ho anareo iao, izay marigny ao amin'i Kristy sady ao aminareo, satria gne mizigny da mandalo, fa gne fahazavagny marigny da efa mamiratry.

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Gne raiky mizaka hoe fa ao ame mazava izy sady malaigny gne rahalàny da ao agnatin'e mizigny hatramizao. \v 10Gne raiky izay mitia gne rahalàny da mipetraky ao ame mazava sady tsy hisy fotoagny hahatafatoy an'Azy. \v 11Fa gne raiky izay malaigny gne rahalàny ao ame mizigny; izy da tsy mahalala an'izay andehanany, satria gne mizigny da efa nahajamba gne masony.

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12Manoratry hoa anareo iao, ry zanaka malala, satria gne fahotanareo da voavela nohon'e agnarany. \v 13Manoratry ho anareo iao, ry tanora, satria noresenareo gne ratsy. Efa nanoratry ho anareo iao, ry zaza madiniky, satria anareo da mahalala gne Ray. \v 14Efa nanoratry ho anareo iao, ry ray, satria lalanareo gne avy ame fanomboagny. Efa nanoratry ho anareo iao, ry tanora, satria mafy anareo, sady gne zakan'Andriamanitry da mipetraky ao aminareo, sady anareo da efa nandresy gne ratsy.

1
02/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15Ka mitia ndre an'izao tontolo izao ndre gne raha eo amin'azy. Raha misy mitia an'izao tontolo izao, da tsy ao amin'azy gne fitiavan'e Ray. \v 16Fa gne raha agnaby izay ao amizao tontolo izao- da gne filan'e nofotry, gne filan'e maso, sady gne fieboeboan'e fiainagny- izay tsy avy ame Ray fa avy amizao tontolo izao izy ame fagniriany. \v 17Izao tontolo izao izy ame fagniriany da mandalo.Fa ndre ia ndre ia magnano gne sitrapon'Andriamanitry da hipetraky mandrakizay.

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18Ô zaza, ity gne lera farany. Akô gne efa regninareo fa ho avy gne antiKristy, amizao fotoagny izao maro gne antiKristy izay efa avy. Amizany gne ahalalatsika fa ity gne lera farany. \v 19Niala tamitsika indreo, f'izy tsy avy amitsika. fa raha tamitsika indreo da nipetraky niaraky tamitsika. Fa refa niala indreo, da magnabôky fa tsy tamitsika.

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20Fa managny fagnosoragny avy ame Raiky Masigny anareo, sady lalanareo agnaby gne marigny.[fagnamarihagny: Misy dika-teny hafa sasany vaovao izay mivaky hoe: "Managny gne fahalalagny agnaby anareo."Gne dika-teny sasany taloha da mivaky hoe: "sady lalanareo gne raha agnaby."] \v 21Tsy nanoratry ho anareo iao satria anareo da tsy mahalala gne marigny, fa satria lalanareo izany sady tsisy vandy avy ame marigny.

1
02/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22Ia gne mpavandy fa tsy gne raiky izay mandagny fa i Jesosy gne Kristy? Izay olo izay da gne antiKristy, refa mandagny gne Ray izy ame Zanaky izy. \v 23Tsisy olo izay mandagny gne Zanaky ka hanagny gne Ray. Ndre ia ndre ia magneky gne Zanaka avao koa da managny gne Ray.

1
02/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24Fa ho anareo, aoky izay regninareo hatrame fanomboagny hipetraky ao aminareo. Raha izay regninareo hatrame fanomboagny gne mipetraky ao aminareo, da hipetraky ao ame Zanaky sady ao ame Ray avao koa anareo. \v 25 Izany gne fampagnatenagny nomegny atsika: da gne fiainagny mandrakizay. \v 26 Efa nanoratry an'izany raha izany ho anareo iao momban'izay hinday anareo ame lalagny diso.

1
02/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27Fa ho anareo, gne hosotry izay noraisinareo avy tamin'Azy da hipetraky ao aminareo, sady anareo da tsy mila olo mampianatry anareo. Fa akô izay nampianaran'e fagnosoragny anareo gne raha agnaby da marigny sady tsy vandy, sady akô izay efa nampianarin'izany anareo, da mipetraha ao amin'Azy.\v 28Amizao fotoagny izao ry zanaka malala, mipetraha ao amin'Azy, mba refa mibôky Izy, da hanagny fasahiagny atsika sady tsy ho megnatry eo agnatrehany ame fevisany. \v 29Raha lalanareo fa Izy gne marigny, lalanareo fa izay magnano gne mety agnaby da teraky tamin'Azy

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Indro akôgnaia gne fitiavagny nomen'e Ray atsika, mba hagnatsovagny atsika hoe zanak'Andriamanitry, sady izany atsika. Noho izany antony izany, izao tontolo izao da tsy mahalala atsika, satria tsy mahalala an'azy izany. [Fagnamarihagny: Gne dikan-teny taloha da tsy magnisy hoe: ''sady izany atsika.''] \v 2Ry malala, zanak'Andriamanitry atsika amizao, sady izany da mbola tsy nambara hoe ho akôgnaia atsika. Atsika da mahala fa refa mibôky i Kristy, da ho akô an'Azy atsika, satria ahita an'Azy akô an'Azy atsika. \v 3Izay managny an'izany fahatokisagny momban'e ho avy mifototry amin'Azy izany agnaby da magnadio gne tegnany mba hadio akô an'Azy.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Izay olo manota agnaby da magnano an'izay tsy ara-dalagny. \v 5 Anareo da mahalala fa i Kristy da nagnambara mba hangala gne fahotagny,sady ao amin'Azy da tsisy fahotagny. \v 6 Tsisy olo izay mipetraky ao amin'Azy ka mbola hanota fezay. Tsisy olo mbola manota nahita an'Azy na nahalala an'Azy.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ry zanaky malala, k'avela hisy olo hamitaky anareo. Gne raiky izay magnano gne fahamarinagny da marigny, akô gne mahamarigny an'i Kristy. \v 8Gne raiky izay manota da avy ame devoly, fa gne devoly da nanota fezay lat'amboalohany. Noho izany antony izany gne zanak'Andriamanitry da nabôky, mba hahafahany mamotiky gne asan'e devoly.

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Ndre ia ndre ia naterak'Andriamanitry da tsy hanohy gne fahotagny satria gne voa avy tamin'Andriamanitry da mipetraky ao amin'azy. Tsy afaky manohy gne fahotagny izy satria nateak'Andriamanitry. \v 10Ao amizany gne hagnaboahagny gne zanak'Andriamanitry izy ame zanak'e devoly. ndre ia ndre ia tsy magnano gne marigny da tsy avy amin'Andriamanitry; ndre gne raiky tsy makatia gne rahalàny avao koa azaky.

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa izany gne hafatry izay efa regninareo lat'ambolalohany: fa atsika da tokony mifakatia, \v 12fa tsy akô an'i Kaina, izay avy ame ratsysady namono gne rahalàny. Fa nagnino izy namono an'azy? Satria gne asany da ratsy, sady gn'an'e rahalàny da marigny.

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13Ka gaga, ry rahalàko, raha malaigny anareo gne tany. \v 14Lalatsika f'efa niala tame fahafatesagny megn'ame fiainagny atsika, satria tia an'e rahalà atsika. Izay tsy tia da mipetraky agny ame fahafatesagny. \v 15Izay malaigny gne rahalàny da mpamono olo. Lalanareo fa tsisy mpamono olo managny fianagny mandrakizay mipetraky ao amin'azy.

1
03/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16Amizany gne hahalalatsikagne fitiavagny, satria Kristy nagnome gn'aigniny ho atsika. Atsika avao koa da tokony magnome gn'aignitsika ho an'e rahalà. \v 17Fa ndre ia ndre ia managny haregnan'izao tontolo izao, ka mahita gne fasahiragnan'e rahalàny, sady magnidy gne fon'e fahalahelovany an'azy' ame fomba akôgn'aia gne hipetrahan'e fitiavan'Andriamanitry ao amin'azy? \v 18Ô zanako malalako, aoky atsika tsy hitia ame zaka na koa ame vava, fa ame gn'asa izy ame fahamarinagny.

1
03/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Avy amizany gne hahalalatsika fa avy ame fahamarinagny atsika, sady mampatoky gne fontsika eo agnatrehany atsika. \v 20Fa raha magnameloky atsika gne fontsika, Andriamanitry da zakabe nohon'e fontsika, sady mahalala gne raha agnaby Izy. \v 21Ry malala, raha tsy magnameloky atsika gne fontsika, da managny fahatokisagny amin'Andriamanitry atsiky. \v 22Ndre ino ndre ino angatahitsika da ho azotsika avy amin'Azy, satria atsika mitandrigny gne didiny sady magnano izay ankasitrahagny eo agnatrehany.

1
03/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23Izao gne didiny: tokony mino gn'agnaran'e Zanany Jesosy Kristy sady mifakatia atsika, akô gn'efa nagnomezany atsika an'izany idy izany. \v 24 Gne raiky izay mitagny gne didn'Andriamanitry da mipetraky ao amin'Azy, sady Andriamanitry mipetraky ao amin'azy. Amizany gne hahalalatsika fa Izy da mipetraky ao amitsika, ame Fagnahy izay nomegny atsika.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ry mala, ka mino gne fagnahy agnaby. F'izy, mitsapà gne fagnahy mba hahita fa avy amin'Andriamanitry indreo, satria mpaminany sandoky maro gn'efa niala tamizao tontolo izao. \v 2Amizany gn'ahalalanareo gne Fagnahin'Andriamanitry- gne fagnahy agnaby izay izay magneky fa i Jesosy Kristy izay lasa nofotry da avy amin'Andriamanitry, \v 3ka gne fagnahy agnaby izay tsy magneky fa Jesosy da tsy avy amin'Andriamanitry. Da izany gne fagnahin'e antiKristy, izay efa regninareo fa ho avy, sady amizao fotoagny izao da efa eto an-tany. [Fagnamarihagny: misy dikateny taloha sasany da mivaky hoe: "Sady gne fagnahy agnaby izay tsy magneky fa i Jesosy lasa nofotry da tsy avy amin'Andriamanitry. Izany da fagnahin'e antiKristy, izay efa regninareo fa ho avy, sady amizao fotoagny izao da efa eto an-tany.]

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Anareo da avy amin'Andriamanitry, ry zanaky malala, sady efa nandresy andreo, satria gne raikyao aminareo da zakabe mihotry nohon'e raiky izay eto amizao tontolo izao. \v 5 Indreo da avy amizao tontolo izao;noho izany izay raha zakaindreo agnaby da avy amizao tontolo izao, sady izao tontolo izao da miteno andreo. \v 6Avy amin'Andriamanitry atsika. Izay mahalala gne Tompo da maharegny atsika.Izy izay tsy avy amin'Andriamanitry da tsy maharegny atsika. Amizany gne ahalalatsika gne fagnahin'e fahamarinagny izy ame fagnahin'e fahadisoagny.

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7Ry malala, aoky atsika hifakatia, fa gne fitiavagny da avy amin'Andriamanitry, sady izay olo agnaby mitia da naterak'andriamanitry da mahalala an'Andriamanitry. \v 8Gn'olo izay tsy mitia da tsy mahalala an'Andriamanitry, satria Andriamanitry da fitiavagny.

1
04/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Noho izany gne fitiavan'Andriamanitry da nambara tamitsika, fa Andriamanitry da nandefa gne Zanany lahitokagny ho an'izao tontolo izao mba ho velogny noho Izy atsika. \v 10 Ao amizany fitiavagny izany,tsy gne nitiavatsika an'Andriamanitry, fa gne nitiavany atsika, sady gne nandefasany gne Zanany lahy ho fagnavotagny gne fahotatsika.

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11Ry malala, raha tia lôtry atsika Andriamanitry, da tokony hifakatia avao koa atsika. \v 12Tsy mbola nisy nahita an'Andriamanitry. Fa raha mifakatia atsika da mipetrakyao amitsika Andriamanitry sady gne fitiavany da tanteraky ao amitsika. \v 13Amizany gne ahalalatsika fa mipetraky ao amin'Azy atsika sady izy ao amitsika, satria Izy da nagnome atsika gne sasany ame Fagnahiny. \v 14Sady avao koa, efa nahita atsika da efa mijoro vavolombelogny fa gne Ray da efa nandefa gne Zanany lahy ho Mpamonjy an'izao tontolo izao.

1
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15Ndre ia ndre ia magneky fa i Jesosy da Zanaky lahin'Andriamanitry, da mipetraky ao amin'azy Andriamanitry sady izy ao amin'Andriamanitry. \v 16Atsika avao koa da nahalala sady nino gne fitiavagny izay efa nanagnan'Andriamanitry ho atsika. Andriamanitry da fitiavagny, sady gne raiky izay mipetraky amizany fitiavagny izany da mipetraky ao amin'Andriamanitry, sady Andriamanitry da mipetraky ao amin'azy.

1
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Noho izany, izany fitiavagny izany da notaterahigny tamitsika, mba hanagnatsika fahatokisagny ame andron'e fitsaragny satria akô an'Azy, da akô izany avao koa atsika eto amity tany ity. \v 18Tsisy tahotry ao ame fitiavagny. F'izy, gne fitiavagny tanteraky da mangala gne tahotry, satria gne tahotry da tsy maintsy miaraky ame sazy. Fa e iraky izay matahotry da tsy nanigny ho tanteraky ao ame fitiavagny.

1
04/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Mitia atsika satria Andriamanitry nitia atsika voalohany. \v 20Raha misy olo mizaka hoe: Tiako Andriamanitry" nefa malaigny gne rahalàny, da mpavandy izy. Fa e raiky izay tsy mitia gne rahalàny, izay hitany, da tsy afaky gne hitia an'Andriamanitry, izay tsy hitany. \v 21Sady, izany avao koa gne didy izay anagnatsika avy amin'Azy: Ndre ia ndre ia mitia an'Andriamanitry da tsy maintsy mitia gne rahalàny avao koa

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Ndre ia ndre ia mino fa i jesosy gne Kristy da naterak'andriamanitry, sady ndre ia ndre ia tia gne Ray avao koa da tia gne zanaky naterakiny. \v 2Noho izany gn'ahalalatsika fa tiatsika gne zanak'Andriamanitry: refa tia an'Andriamanitry ka magnatateraky gne didiny atsika. \v 3Satria izany gne fitiavagny ho an'Andriamanitry: da gne hagnataterahatsika gne didiny agnaby. Sady gne didiny da tsy mavesatry.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4Fa gn'olo agnaby izay naterak'Andriamanitry da mandresy an'izao tontolo izao. Sady izany da fandresegny izay efa nandresy an'izao tontolo izao: gne finoatsika. \v 5Ia gne raiky izay mandresy an'izao tontolo izao? Gne raiky izay mino fa i Jesosy da Zanak'Andriamanitry.

1
05/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6Izany da gne raiky izay avy tame rano izy ame rà: Jesosy Kristy. Izy da avy tsy tame rano avao, fa tame rano izy ame rà. \v 7Fa misy telo izay mijoro vavolombelogny: \v 8gne Fagnahy, gne rano, sady gne rà. Io telo io da mifagnaraky. [Fagnamarihagny: gne dikateny taloha sasany da mivaky akô izao: gne Ray, izy ame Zaka , sady gne Fanahy Masina; ka io telo io da raiky. Sady misy telo izay mijoro vavolombelogny eto ambonin'e tany: gne Fagnahy, gne rano, sady gne rà; sady io telo io da akô gne raiky." ndre izany aza, gne dikateny tsara indrindra da tsy mivaky akoizany.]

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Raha mandray gne fijoroagny vavolombelon'olo atsika, da ho zakabe kokoa gne fijoroagny vavolombelon'Andriamanitry. fa gne fijoroagny vavolombelon'Andriamanitry da izao: izy da mijoro vavolombelogny mahakasiky gne Zanany. \v 10Ndre ia ndre ia mino gne Zanak'Andriamanitry da managny fijoroagny vavolombelogny ao amin'izy tegnany. Izay tsy mino an'Andriamanitry da magnano an'azy ho mpavandy, satria izy da tsy nino gne fijoroagny vavolombelogny izay efa nomen'Andriamanitry mahakasiky gne Zanany.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11Sady gne fijoroagny vavolombelogny da izao: Andriamanitry da magnome atsika fiainagny mandrakizay, sady izany fiainagny izany da ao ame Zanany. \v 12Gne raiky izay managny gne Zanaky da managny gne fiainagny. Gn'olo izay tsy managny gne Zanak'Andriamanitry da tsy managny fiainagny.

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13Efa nanoratry itoa raha itoa ho anareo iao mba hahalalanareo fa managny gne fiainagny mandrakizay anareo- ho anareo izay mino gn'agnaran'e Zanak'Andriamanitry. \v 14 Akô izany avao koa, izao no fanekena izay anagnatsika eo agnatrehany, fa ndre ino ndre ino angatahatsika araky gne sitrapony, da maharegny atsika Izy. \v 15Akô izany avao koa, raha lalatsika fa maharegny atsika Izy- ndre ino ndre ino angatahatsika amin'Azy- da lalatsika fa azotsika izay rehetra nangatahatsika tamin'Azy.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16Raha misy olo raiky mahita gne rahalàny magnano fahotagny izay miteraky fahafatesagny, tsy maintsy mivavaky izy, sady Andriamanitry da hagnome fiainagny ho an'azy. Iao da mampitaha gne managny fahotagny tsy miteraky fahafatesagny. Misy fahotagny izay miteraky fahafatesagny; tsy mizaka iao hoe tokony hivavaky amizany izy. \v 17Gne tsy fahamarinagny agnaby da fahotagny, f'izy misy fahotagny tsy miteraky fahafatesagny.

1
05/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18Lalatsika fa ndre ia ndre ia naterak'Andriamanitry da tsy manota. F'izy e raiky izay naterak'Andriamanitry da miaro gne tegnany, sady gne ratsy da tsy afaky gn'ahakasiky an'azy. \v 19Lalatsika fa avy amin'Andriamanitry atsika, sady izao tontolo izao da mipetraky ao ame ratsy.

1
05/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20Kanefa lalatsika fa gne zanak'Andriamanitry da efa avy sady efa nagnome atsika fahazava-saigny mba ahalalatsika gne raiky izay tena marigny. akô izany avao koa, atsika da ao ame raiky izay marigny, ao amin'i Jesosy Kristy Zanany. Izy gn'Andriamanitry marigny sady fiainagny mandrakizay. \v 21Zanako, arovy ame sampy gne tegnanareo.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 5

View File

@ -2,7 +2,11 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 70422e149518ca91af67d1a873ab19aaeaed715b
### You are free to:
@ -25,5 +29,8 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> 70422e149518ca91af67d1a873ab19aaeaed715b

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
1 Jaona

View File

@ -32,6 +32,56 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD123"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-title",
"05-title",
"04-title",
"03-04",
"03-title",
"02-title",
"01-01",
"01-03",
"01-05",
"01-08",
"02-01",
"02-04",
"02-07",
"02-09",
"02-12",
"02-15",
"02-18",
"02-20",
"02-22",
"02-24",
"02-27",
"03-01",
"03-07",
"03-09",
"03-11",
"03-13",
"03-16",
"03-19",
"03-23",
"04-01",
"04-04",
"04-07",
"04-09",
"04-11",
"04-15",
"04-17",
"04-19",
"05-01",
"05-04",
"05-06",
"05-09",
"05-11",
"05-13",
"05-16",
"05-18",
"05-20"
]
}