plt-x-antaifasy_1jn_text_reg/04/04.txt

1 line
548 B
Plaintext

\v 4 Anareo da avy amin'Andriamanitry, ry zanaky malala, sady efa nandresy andreo, satria gne raikyao aminareo da zakabe mihotry nohon'e raiky izay eto amizao tontolo izao. \v 5 Indreo da avy amizao tontolo izao;noho izany izay raha zakaindreo agnaby da avy amizao tontolo izao, sady izao tontolo izao da miteno andreo. \v 6Avy amin'Andriamanitry atsika. Izay mahalala gne Tompo da maharegny atsika.Izy izay tsy avy amin'Andriamanitry da tsy maharegny atsika. Amizany gne ahalalatsika gne fagnahin'e fahamarinagny izy ame fagnahin'e fahadisoagny.