plt-x-antaifasy_1jn_text_reg/05/09.txt

1 line
500 B
Plaintext

\v 9Raha mandray gne fijoroagny vavolombelon'olo atsika, da ho zakabe kokoa gne fijoroagny vavolombelon'Andriamanitry. fa gne fijoroagny vavolombelon'Andriamanitry da izao: izy da mijoro vavolombelogny mahakasiky gne Zanany. \v 10Ndre ia ndre ia mino gne Zanak'Andriamanitry da managny fijoroagny vavolombelogny ao amin'izy tegnany. Izay tsy mino an'Andriamanitry da magnano an'azy ho mpavandy, satria izy da tsy nino gne fijoroagny vavolombelogny izay efa nomen'Andriamanitry mahakasiky gne Zanany.