Tue Mar 10 2020 11:08:37 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-10 11:08:38 +03:00
parent 1c60be2371
commit 87bea2653a
5 changed files with 8 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 13 Ka nohon'gne fahalalanao gne toetra Marina momba gne sampy, da very gne ralah malemy finoagny raiky, izay nahafatesan'i Kristy. \v 12 Noho izany, rehefa magnotany magnotany amin'e rahalahinareo anareo ka mandratry gne saigny malemin-dreo, da magnota manohitry an'i Kristy anareo. Noho izany, raha gne sakafo gne mahatonga gne rahalako ho tafitohigny, da tsy hihinan-kena esanaky, mba tsy avy aminà gne hahalavo gne rahalako.
\v 11 Ka nohon'gne fahalalanao gne toetra Marina momba gne sampy, da very gne ralah malemy finoagny raiky, izay nahafatesan'i Kristy. \v 12 Noho izany, rehefa magnotany magnotany amin'e rahalahinareo anareo ka mandratry gne saigny malemin-dreo, da magnota manohitry an'i Kristy anareo. \v 13 Noho izany, raha gne sakafo gne mahatonga gne rahalako ho tafitohigny, da tsy hihinan-kena esanaky, mba tsy avy aminà gne hahalavo gne rahalako.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Tsy olo hahaky me anao? Tsy apostoly me iao? Tsy naita an'i Jesosy Tompotsika me iao? Raha tsy apostoly ho an'gne hafa iao, da farafaharatsiny Apostolyho anareo. Fa anareo gne porofo aminin'gne maha-apostoly ana amin'gne Tompo.
\c 9 \v 1 Tsy olo hahaky me anao? Tsy apostoly me iao? Tsy naita an'i Jesosy Tompotsika me iao? \v 2 Raha tsy apostoly ho an'gne hafa iao, da farafaharatsiny Apostolyho anareo. Fa anareo gne porofo aminin'gne maha-apostoly ana amin'gne Tompo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 \v 6 Izao gne fiarovako amin-dreo izay magnadihady ana: Iai me ko tsy mahazo alalagny gne hihinagnysy hisotro? Iai me ko tsy mahazo mitondra vady mpino, ako gnanin'gne apostoly sasany, sy gne ralan'e Tompo, da Kefasy? Sa Barnabasy sy iao raiky gne tsy maintsy miasa?
\v 3 Izao gne fiarovako amin-dreo izay magnadihady ana: \v 4 Iai me ko tsy mahazo alalagny gne hihinagnysy hisotro? \v 5 Iai me ko tsy mahazo mitondra vady mpino, ako gnanin'gne apostoly sasany, sy gne ralan'e Tompo, da Kefasy? \v 6 Sa Barnabasy sy iao raiky gne tsy maintsy miasa?

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 Ia gne magnano fanompoagny miaramila amin'e fandaniagny manokagny? Ia gne mamboly voaloboky da tsy mihinagny gne voany? Na ia gne miandry ondry ka tsy misotro gne ronono avy amin'izany? Iao me mizaka an'io ra io mifototry amin'gne fahefan'e olomgelogny? Tsy mizaka izany avokoa me gne lalàgny?
\v 7 Ia gne magnano fanompoagny miaramila amin'e fandaniagny manokagny? Ia gne mamboly voaloboky da tsy mihinagny gne voany? Na ia gne miandry ondry ka tsy misotro gne ronono avy amin'izany? \v 8 Iao me mizaka an'io ra io mifototry amin'gne fahefan'e olomgelogny? Tsy mizaka izany avokoa me gne lalàgny?

View File

@ -124,7 +124,11 @@
"08-04",
"08-07",
"08-08",
"08-11",
"09-title",
"09-01",
"09-03",
"09-07",
"10-title",
"10-01",
"10-05",