plt-x-antaifasy_1co_text_reg/08/11.txt

1 line
437 B
Plaintext

\v 11 Ka nohon'gne fahalalanao gne toetra Marina momba gne sampy, da very gne ralah malemy finoagny raiky, izay nahafatesan'i Kristy. \v 12 Noho izany, rehefa magnotany magnotany amin'e rahalahinareo anareo ka mandratry gne saigny malemin-dreo, da magnota manohitry an'i Kristy anareo. \v 13 Noho izany, raha gne sakafo gne mahatonga gne rahalako ho tafitohigny, da tsy hihinan-kena esanaky, mba tsy avy aminà gne hahalavo gne rahalako.