Tue Mar 10 2020 11:06:57 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-10 11:06:57 +03:00
parent 08b2689245
commit 1c60be2371
7 changed files with 12 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Da mankasitraky gne atao sorogny ho an'gne sampy- fantatritsika fa: " Isika agnaby da managny fahalalagny. " Gne fahalalagny mampirehareha, fa gne fitiavagny manangagny. Raha misy olo raiky mihevitry gne tegnany fa mahafantatry ra, da mbola tsy mahafantatry araky gne tokony hahafantarany izany olo izany. Fa raha misy olo raiky tia an'Andriamanitra, da fantatrany izany olo izany.
\c 8 \v 1 Da mankasitraky gne atao sorogny ho an'gne sampy- fantatritsika fa: " Isika agnaby da managny fahalalagny. " Gne fahalalagny mampirehareha, fa gne fitiavagny manangagny. \v 2 Raha misy olo raiky mihevitry gne tegnany fa mahafantatry ra, da mbola tsy mahafantatry araky gne tokony hahafantarany izany olo izany. \v 3 Fa raha misy olo raiky tia an'Andriamanitra, da fantatrany izany olo izany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Ka Raha gne mahakasiky gne fihinanagny hanigny nanigny sorogny ho an'e sampy- da fantatry tsika fa "gne sampy etoa amin'izao tontolo izao da tsinotsinogny" sady " tsy misy Andriamanitry afa-tsy raiky avao." Fa misy the mody hangizagny hoe andriamanitry, na a an-dagnitry na an-tany etoa, ako gne hamarozan'gne "andriamanitry" sy gne hamarozan'e "Tompo." Fa ho antsika, "Raiky avao the Andriamanitra da e Ray,izay avy ame ra marobe, da Izy gne antony hivelomatsika, da iray the Tompo Jesosy Kristy, izay taminin'gne alalany e nampisy gne ra marobe, da taminin'gne alalany gne nampisy antsika."
\v 4 Ka Raha gne mahakasiky gne fihinanagny hanigny nanigny sorogny ho an'e sampy- da fantatry tsika fa "gne sampy etoa amin'izao tontolo izao da tsinotsinogny" sady " tsy misy Andriamanitry afa-tsy raiky avao." \v 5 Fa misy the mody hangizagny hoe andriamanitry, na a an-dagnitry na an-tany etoa, ako gne hamarozan'gne "andriamanitry" sy gne hamarozan'e "Tompo." \v 6 Fa ho antsika, "Raiky avao the Andriamanitra da e Ray,izay avy ame ra marobe, da Izy gne antony hivelomatsika, da iray the Tompo Jesosy Kristy, izay taminin'gne alalany e nampisy gne ra marobe, da taminin'gne alalany gne nampisy antsika."

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 \v 10 Fa tsy gne hanigny the hanolotry antsika eo amin'Andriamanitry. Fa tsy ratsy indrindra isika raha tsy mihinagny izany. Tandremo mba tsy gne fahalalanareo gne antony hahatonga gne olo osa ara-pinoagny ho tafitohigny. Fa hanio ako misy maita anao, izay managny fahalalagny, mihinagny gne sakafo ao amin'gne fiangonan'e sampy. Tsy gne fahalemen'gne fieritreretany ve gne nasahiany hihinagny izay natolotriny ho an'gne sampy?
\v 8 Fa tsy gne hanigny the hanolotry antsika eo amin'Andriamanitry. Fa tsy ratsy indrindra isika raha tsy mihinagny izany. \v 9 Tandremo mba tsy gne fahalalanareo gne antony hahatonga gne olo osa ara-pinoagny ho tafitohigny. \v 10 Fa hanio ako misy maita anao, izay managny fahalalagny, mihinagny gne sakafo ao amin'gne fiangonan'e sampy. Tsy gne fahalemen'gne fieritreretany ve gne nasahiany hihinagny izay natolotriny ho an'gne sampy?

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Ka nohon'gne fahalalanao gne toetra Marina momba gne sampy, da very gne ralah malemy finoagny raiky, izay nahafatesan'i Kristy. Noho izany, rehefa magnotany magnotany amin'e rahalahinareo anareo ka mandratry gne saigny malemin-dreo, da magnota manohitry an'i Kristy anareo. Noho izany, raha gne sakafo gne mahatonga gne rahalako ho tafitohigny, da tsy hihinan-kena esanaky, mba tsy avy aminà gne hahalavo gne rahalako.
\v 11 \v 13 Ka nohon'gne fahalalanao gne toetra Marina momba gne sampy, da very gne ralah malemy finoagny raiky, izay nahafatesan'i Kristy. \v 12 Noho izany, rehefa magnotany magnotany amin'e rahalahinareo anareo ka mandratry gne saigny malemin-dreo, da magnota manohitry an'i Kristy anareo. Noho izany, raha gne sakafo gne mahatonga gne rahalako ho tafitohigny, da tsy hihinan-kena esanaky, mba tsy avy aminà gne hahalavo gne rahalako.

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 8

1
09/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 9

View File

@ -119,6 +119,12 @@
"07-35",
"07-36",
"07-39",
"08-title",
"08-01",
"08-04",
"08-07",
"08-08",
"09-title",
"10-title",
"10-01",
"10-05",