auto save
This commit is contained in:
parent
416d6dd6fc
commit
f61985efed
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 3 Noho izany, de tadidio tsara zegny niresinareo sy zegny regninareo. Ekeo aby , de mivaloza. Fa ndreka tsy miambogna anareo, de ho tonga tampoka kara mpangalatra Aho, sady tsy fantanareo ny lera hahatongavako aminareo.\v 4 Fa misy agnaran'olona vitsivitsy agny Sardisy zay tsy nandoto ny lambany. Handeha hiaraka aminaha magnatao lamba fotsy iary zareo, satria mendrika.
|
\v 3 Noho izany, de tadidio tsara zegny niresinareo sy zegny regninareo. Ekeo aby , de mivaloza. Fa ndreka tsy miambogna anareo, de ho tonga tampoka kara mpangalatra Aho, sady tsy fantanareo ny lera hahatongavako aminareo.\v 4 Fa misy agnaran'olona vitsivitsy agny Sardisy zay tsy nandoto ny akanjony. Handeha hiaraka aminaha magnatao lamba fotsy iary zareo, satria mendrika.
|
Loading…
Reference in New Issue