diff --git a/03/03.txt b/03/03.txt index c1ae1db..ff82901 100644 --- a/03/03.txt +++ b/03/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Noho izany, de tadidio tsara zegny niresinareo sy zegny regninareo. Ekeo aby , de mivaloza. Fa ndreka tsy miambogna anareo, de ho tonga tampoka kara mpangalatra Aho, sady tsy fantanareo ny lera hahatongavako aminareo.\v 4 Fa misy agnaran'olona vitsivitsy agny Sardisy zay tsy nandoto ny lambany. Handeha hiaraka aminaha magnatao lamba fotsy iary zareo, satria mendrika. \ No newline at end of file +\v 3 Noho izany, de tadidio tsara zegny niresinareo sy zegny regninareo. Ekeo aby , de mivaloza. Fa ndreka tsy miambogna anareo, de ho tonga tampoka kara mpangalatra Aho, sady tsy fantanareo ny lera hahatongavako aminareo.\v 4 Fa misy agnaran'olona vitsivitsy agny Sardisy zay tsy nandoto ny akanjony. Handeha hiaraka aminaha magnatao lamba fotsy iary zareo, satria mendrika. \ No newline at end of file