auto save
This commit is contained in:
parent
633de30a09
commit
acf65def61
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ny sisan'ny maty de tsy velona mandra-pahatapitran'ny arivo taona. Zany no fitsanganana vôlohany. Sambatra sady masina zay olona managna anjara amin'ny fitsanganana vôlohany! Eo agnatrehan'ny zany de tsy manan-kery ny fahafatesana faha roy. Iary zareo de ho mpisorogna an'Andriamanitra amban'ny Kristy sady hanjaka miaraka Aminy
|
||||
Ny sisan'ny maty de tsy velona mandra-pahatapitran'ny arivo taona. Zany no fitsanganana vôlohany. Sambatra sady masina zay olona managna anjara amin'ny fitsanganana vôlohany! Eo agnatrehan'ny zany de tsy manan-kery ny fahafatesana faha roy. Iary zareo de ho mpisorogna an'Andriamanitra amban'ny Kristy sady hanjaka miaraka Aminazy mamdritra ny arivo tana.
|
Loading…
Reference in New Issue