diff --git a/20/05.txt b/20/05.txt index 77ce2ab..b88748b 100644 --- a/20/05.txt +++ b/20/05.txt @@ -1 +1 @@ -Ny sisan'ny maty de tsy velona mandra-pahatapitran'ny arivo taona. Zany no fitsanganana vôlohany. Sambatra sady masina zay olona managna anjara amin'ny fitsanganana vôlohany! Eo agnatrehan'ny zany de tsy manan-kery ny fahafatesana faha roy. Iary zareo de ho mpisorogna an'Andriamanitra amban'ny Kristy sady hanjaka miaraka Aminy \ No newline at end of file +Ny sisan'ny maty de tsy velona mandra-pahatapitran'ny arivo taona. Zany no fitsanganana vôlohany. Sambatra sady masina zay olona managna anjara amin'ny fitsanganana vôlohany! Eo agnatrehan'ny zany de tsy manan-kery ny fahafatesana faha roy. Iary zareo de ho mpisorogna an'Andriamanitra amban'ny Kristy sady hanjaka miaraka Aminazy mamdritra ny arivo tana. \ No newline at end of file