auto save
This commit is contained in:
parent
a99bdb8591
commit
a1182f51d5
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 4 Ny anjely fahatelo de nandraraka tamin'ny kopiny tamin'ny tegnarano sy ny loharano, de lasa rà.\v 5 Regniko ny anjelin'ny rano magnano hoe:"Marina Anao_ny ankehitriny sy taloa, Ny Ray Masina_satria efa notsarainao raha io. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy sasagny taloa de mamaky hoe: "Marina Anao, Tompo_Ny ankehitriny sy taloa de ny hoavy, satria efa notsarainao raha io.") \v 6 Satria ny rà ny mpino mban'ny mpaminany no nalatsak'iary zareo, de namenao rà hoanina iary zareo ." \v 7 Regniko ny alitara namaly hoe: "Aika, Tompo Andriamanitra lebe, ny fitsaranao de marina sady mahitsy."
|
\v 4 Ny anjely fahatelo nandraraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny tegnarano sy ny loharano, de lasa rà.\v 5 Regniko ny anjelin'ny rano magnano hoe:"Marina Anao_ny ankehitriny sy taloa, Ny Ray Masina_satria efa notsarainao raha io. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy sasagny taloa de mamaky hoe: "Marina Anao, Tompo_Ny ankehitriny sy taloa de ny hoavy, satria efa notsarainao raha io.") \v 6 Satria ny rà ny mpino mban'ny mpaminany no nalatsak'iary zareo, de namenao rà hoanina iary zareo ." \v 7 Regniko ny alitara namaly hoe: "Aika, Tompo Andriamanitra lebe, ny fitsaranao de marina sady mahitsy."
|
Loading…
Reference in New Issue