From a1182f51d50b4cb773f511aa8aec5a1ec24e8a85 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sat, 9 Nov 2019 20:37:02 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 16/04.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/16/04.txt b/16/04.txt index e4d88fc..f542a77 100644 --- a/16/04.txt +++ b/16/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 Ny anjely fahatelo de nandraraka tamin'ny kopiny tamin'ny tegnarano sy ny loharano, de lasa rà.\v 5 Regniko ny anjelin'ny rano magnano hoe:"Marina Anao_ny ankehitriny sy taloa, Ny Ray Masina_satria efa notsarainao raha io. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy sasagny taloa de mamaky hoe: "Marina Anao, Tompo_Ny ankehitriny sy taloa de ny hoavy, satria efa notsarainao raha io.") \v 6 Satria ny rà ny mpino mban'ny mpaminany no nalatsak'iary zareo, de namenao rà hoanina iary zareo ." \v 7 Regniko ny alitara namaly hoe: "Aika, Tompo Andriamanitra lebe, ny fitsaranao de marina sady mahitsy." \ No newline at end of file +\v 4 Ny anjely fahatelo nandraraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny tegnarano sy ny loharano, de lasa rà.\v 5 Regniko ny anjelin'ny rano magnano hoe:"Marina Anao_ny ankehitriny sy taloa, Ny Ray Masina_satria efa notsarainao raha io. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy sasagny taloa de mamaky hoe: "Marina Anao, Tompo_Ny ankehitriny sy taloa de ny hoavy, satria efa notsarainao raha io.") \v 6 Satria ny rà ny mpino mban'ny mpaminany no nalatsak'iary zareo, de namenao rà hoanina iary zareo ." \v 7 Regniko ny alitara namaly hoe: "Aika, Tompo Andriamanitra lebe, ny fitsaranao de marina sady mahitsy." \ No newline at end of file