auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-08 08:33:02 -05:00 committed by root
parent 626fbffb4d
commit 85f7748fc4
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nizaka fagnindroiny iary zareo hoe: "Aleloia! Ny vovoka de miakatra avy aminazy mandrakizay doria". Ny loholona efatra amby roapolo amban'ny zegny raha managn'aigna efatra de niondrika sady nanompo an'Andriamanitra zay nitometra tamin'ny seza fiandrianana. Nizaka iary zareo: " Amena. Aleloia!" De nisy feo nivôka avy tamin'ny seza fiandrianana,
Nizaka fagnindroiny iary zareo hoe: "Aleloia! Ny vovoka de miakatra avy aminazy mandrakizay doria". Ny loholona efatra amby roapolo amban'ny zegny raha managn'aigna efatra de niondrika sady nanompo an'Andriamanitra zay nitometra tamin'ny seza fiandrianana. Nizaka iary zareo: " Amena. Aleloia!"

1
19/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
De nisy feo nivôka avy tamin'ny seza fiandrianana, nagnano hoe: "Derao Andriamanitrantsena, anareo marobe mpiasany, anareo zegny matahotra Anazy, na