1 line
295 B
Plaintext
1 line
295 B
Plaintext
Nizaka fagnindroiny iary zareo hoe: "Aleloia! Ny vovoka de miakatra avy aminazy mandrakizay doria". Ny loholona efatra amby roapolo amban'ny zegny raha managn'aigna efatra de niondrika sady nanompo an'Andriamanitra zay nitometra tamin'ny seza fiandrianana. Nizaka iary zareo: " Amena. Aleloia!" |