auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-08 08:33:02 -05:00 committed by root
parent 8d36a48919
commit 626fbffb4d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nizaka fagnindroiny iary zareo hoe: "Aleloia! Ny vovoka de miakatra avy aminazy mandrakizay doria". Ny loholona efatra amby roapolo amban'ny zegny raha managn'aigna efatra de niondrika sady nanompo an'Andriamanitra zay nitometra tamin'ny seza fiandrianana.
Nizaka fagnindroiny iary zareo hoe: "Aleloia! Ny vovoka de miakatra avy aminazy mandrakizay doria". Ny loholona efatra amby roapolo amban'ny zegny raha managn'aigna efatra de niondrika sady nanompo an'Andriamanitra zay nitometra tamin'ny seza fiandrianana. Nizaka iary zareo: " Amena. Aleloia!" De nisy feo nivôka avy tamin'ny seza fiandrianana,