auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-09 10:53:33 +03:00 committed by root
parent 03cd2069ac
commit 7c906d1f6c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Ndreka namoha ny tombo-kase fahenina ny Zanak'Ondry, de nijery zaho ka nisy horohoron-tany lebe. Lasa mintina hôtrany ny lamba fisônana ny masoandro, ka ny volana feno manana de hôtrany rà.\v 13 Ny kitana tegny amin'ny lanitra de latsaka tamin'ny tany, hôtra ny aviavy mandraraka ny voany manta ndreka tsofiny rivotra mafy.\v 14 Ny lanitra de nanjavona hôtra ny horognan-tarasy zay naorongorogna. Ny vohitra sy ny nosy marobe de nalaina tamin'ny toerany.
\v 12 Ndreka namoha ny tombo-kase fahenina ny Zanak'Ondry, de nijery zaho ka nisy horohoron-tany lebe. Lasa mintina hôtrany ny lamba fisônana ny masoandro, ka ny volana feno manana de hôtrany rà.\v 13 Ny kitana tegny amin'ny lanitra de latsaka tamin'ny tany, hôtra ny aviavy mandraraka ny voany manta ndreka tsofiny rivotra mafy.\v 14 Ny lanitra de lasa hôtra ny taratasy v . Ny vohitra sy ny nosy marobe de nalaina tamin'ny toerany.