diff --git a/06/12.txt b/06/12.txt index 4177370..a35eee4 100644 --- a/06/12.txt +++ b/06/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 Ndreka namoha ny tombo-kase fahenina ny Zanak'Ondry, de nijery zaho ka nisy horohoron-tany lebe. Lasa mintina hôtrany ny lamba fisônana ny masoandro, ka ny volana feno manana de hôtrany rà.\v 13 Ny kitana tegny amin'ny lanitra de latsaka tamin'ny tany, hôtra ny aviavy mandraraka ny voany manta ndreka tsofiny rivotra mafy.\v 14 Ny lanitra de nanjavona hôtra ny horognan-tarasy zay naorongorogna. Ny vohitra sy ny nosy marobe de nalaina tamin'ny toerany. \ No newline at end of file +\v 12 Ndreka namoha ny tombo-kase fahenina ny Zanak'Ondry, de nijery zaho ka nisy horohoron-tany lebe. Lasa mintina hôtrany ny lamba fisônana ny masoandro, ka ny volana feno manana de hôtrany rà.\v 13 Ny kitana tegny amin'ny lanitra de latsaka tamin'ny tany, hôtra ny aviavy mandraraka ny voany manta ndreka tsofiny rivotra mafy.\v 14 Ny lanitra de lasa hôtra ny taratasy v . Ny vohitra sy ny nosy marobe de nalaina tamin'ny toerany. \ No newline at end of file