From 7c906d1f6cabc8f60071add7db970aec536b0ba3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sat, 9 Nov 2019 10:53:33 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 06/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/06/12.txt b/06/12.txt index 4177370..a35eee4 100644 --- a/06/12.txt +++ b/06/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 Ndreka namoha ny tombo-kase fahenina ny Zanak'Ondry, de nijery zaho ka nisy horohoron-tany lebe. Lasa mintina hôtrany ny lamba fisônana ny masoandro, ka ny volana feno manana de hôtrany rà.\v 13 Ny kitana tegny amin'ny lanitra de latsaka tamin'ny tany, hôtra ny aviavy mandraraka ny voany manta ndreka tsofiny rivotra mafy.\v 14 Ny lanitra de nanjavona hôtra ny horognan-tarasy zay naorongorogna. Ny vohitra sy ny nosy marobe de nalaina tamin'ny toerany. \ No newline at end of file +\v 12 Ndreka namoha ny tombo-kase fahenina ny Zanak'Ondry, de nijery zaho ka nisy horohoron-tany lebe. Lasa mintina hôtrany ny lamba fisônana ny masoandro, ka ny volana feno manana de hôtrany rà.\v 13 Ny kitana tegny amin'ny lanitra de latsaka tamin'ny tany, hôtra ny aviavy mandraraka ny voany manta ndreka tsofiny rivotra mafy.\v 14 Ny lanitra de lasa hôtra ny taratasy v . Ny vohitra sy ny nosy marobe de nalaina tamin'ny toerany. \ No newline at end of file