auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-09 22:35:14 +03:00 committed by root
parent b165f4d490
commit 42f62ff5a1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
aveo ny anjely fahafito nandraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny rivotra. de nisy feo mafy nivôka avy tam-piangonana sady avy tamin'ny seza fiandrianana, magnano hoe: "'Vita zany!" Nisy tselatra, kotrooka, kotro-baratra, sady horohoron-tany mafy, horohorotany lebe noho zay efa nisy hatramin'zay nisy olona teto an-tany, ka de mafy ny horohoron-tany zany. Nizara ho telo ny tanàna lebe, sady rava ny tanàna ny firenena. Aveo Andriamanitra nagnatso mba hatsiaro an'i Babylona lebe, de nameny an'io tanàna io ny kapôka feno divagna vita tamin'ny firehitran'ny fahavignirany.
aveo ny anjely fahafito nandraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny rivotra. de nisy feo mafy nivôka avy tam-piangonana sady avy tamin'ny seza fiandrianana, magnano hoe: "'Vita zany!" Nisy tselatra, kotrooka, kotro-baratra, sady horohoron-tany mafy, horohorotany lebe noho zay efa nisy hatramin'zay nampisy olona teto an-tany, ka de mafy ny horohoron-tany zany. Nizara ho telo ny tanàna lebe, sady rava ny tanàna ny firenena. Aveo Andriamanitra nagnatso mba hatsiaro an'i Babylona lebe, de nameny an'io tanàna io ny kapôka feno divagna vita tamin'ny firehitran'ny fahavignirany.