auto save
This commit is contained in:
parent
646cb6575c
commit
b165f4d490
|
@ -1 +1 @@
|
|||
aveo ny anjely fahafito nandraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny rivotra. de nisy feo mafy nivôka avy tam-piangonana sady avy tamin'ny seza fiandrianana, magnano hoe: "'Vita zany!" Nisy tselatra, kotrooka, kotro-baratra, sady horohoron-tany mafy, horohorotany lebe noho zay efa nisy hatramin'zay nisy olona teto an-tany, ka de mafy ny horohoron-tany zany. Nizara ho telo ny tanàna lebe, sady rava ny tanàna ny firenena. Aveo Andriamanitra nagnatso mba hatsiaro an'i Babylona lebe, de nameny an'io tanàna io ny kapôka feno divagna vita tamin'ny firehitran'ny
|
||||
aveo ny anjely fahafito nandraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny rivotra. de nisy feo mafy nivôka avy tam-piangonana sady avy tamin'ny seza fiandrianana, magnano hoe: "'Vita zany!" Nisy tselatra, kotrooka, kotro-baratra, sady horohoron-tany mafy, horohorotany lebe noho zay efa nisy hatramin'zay nisy olona teto an-tany, ka de mafy ny horohoron-tany zany. Nizara ho telo ny tanàna lebe, sady rava ny tanàna ny firenena. Aveo Andriamanitra nagnatso mba hatsiaro an'i Babylona lebe, de nameny an'io tanàna io ny kapôka feno divagna vita tamin'ny firehitran'ny fahavignirany.
|
Loading…
Reference in New Issue