From 42f62ff5a195e86891c8324019586378be252406 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sat, 9 Nov 2019 22:35:14 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 16/17.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/16/17.txt b/16/17.txt index de4c2fa..d770d2a 100644 --- a/16/17.txt +++ b/16/17.txt @@ -1 +1 @@ -aveo ny anjely fahafito nandraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny rivotra. de nisy feo mafy nivôka avy tam-piangonana sady avy tamin'ny seza fiandrianana, magnano hoe: "'Vita zany!" Nisy tselatra, kotrooka, kotro-baratra, sady horohoron-tany mafy, horohorotany lebe noho zay efa nisy hatramin'zay nisy olona teto an-tany, ka de mafy ny horohoron-tany zany. Nizara ho telo ny tanàna lebe, sady rava ny tanàna ny firenena. Aveo Andriamanitra nagnatso mba hatsiaro an'i Babylona lebe, de nameny an'io tanàna io ny kapôka feno divagna vita tamin'ny firehitran'ny fahavignirany. \ No newline at end of file +aveo ny anjely fahafito nandraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny rivotra. de nisy feo mafy nivôka avy tam-piangonana sady avy tamin'ny seza fiandrianana, magnano hoe: "'Vita zany!" Nisy tselatra, kotrooka, kotro-baratra, sady horohoron-tany mafy, horohorotany lebe noho zay efa nisy hatramin'zay nampisy olona teto an-tany, ka de mafy ny horohoron-tany zany. Nizara ho telo ny tanàna lebe, sady rava ny tanàna ny firenena. Aveo Andriamanitra nagnatso mba hatsiaro an'i Babylona lebe, de nameny an'io tanàna io ny kapôka feno divagna vita tamin'ny firehitran'ny fahavignirany. \ No newline at end of file