auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-16 07:09:50 -05:00 committed by root
parent 7d25aa144b
commit 0b5beaec38
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'io raha io de nahita anjely hafa tonga nijotso avy agny an-danitra aho. Nanagna fahefana lehibe izy, sady namirapiratra noho ny voninahitrany ny tany. Nioaika tamin'ny feo mafy izy, nbizaka hoe: "Lavo, lavo ny Babylona lehibe! Nanjary tonga toera-ponenan'ny demony, felofana ho an'ny fagnahy maloto de felofana ho an'ny vorogna maloto sady madikidiky marobe. Fa ny firenena marobe de nihinagna ny divaignan'ny fitondra
Tafaran'io raha io de nahita anjely hafa tonga nijotso avy agny an-danitra aho. Nanagna fahefana lehibe izy, sady namirapiratra noho ny voninahitrany ny tany. Nioaika tamin'ny feo mafy izy, nbizaka hoe: "Lavo, lavo ny Babylona lehibe! Nanjary tonga toera-ponenan'ny demony, felofana ho an'ny fagnahy maloto de felofana ho an'ny vorogna maloto sady madikidiky marobe. Fa ny firenena marobe de nihinagna ny divaignan'ny fitondran-tegna malotony. Ny mpanjakan'ny tany de nagnano fitondran-tegna maloto tamin'azy. Ny mpivarotra ny tany de nanjary mpanan-karena tamin'alalan'ny fomba fiaignany amin'ny mofo. veo